17 juin 2022

ZOOM : LE FOKONTANY ANKANY SAMBATRA – ANDRANONAHOATRA – ITAOSY – ANTANANARIVO ATSIMONDRANO

Par Razafindramanana Ma

LE FOKONTANY ANKANY SAMBATRA – ANDRANONAHOATRA – ITAOSY – ANTANANARIVO ATSIMONDRANO

Le Fokontany « Akany Sambatra » est connu communément sous le nom « Cité Itaosy ». Il fut créé en 1963 et à l’époque on l’appelait par son nom complet « Cité des assureurs ». Au fil du temps cette appellation dut abréger en « Cité » surtout à cause des Bus car là se trouvent les terminus de certaines lignes comme 133(Cité) et G(Cité).

Le Fokontany Akany Sambatra se trouve à 8,37 km d’Analakely la mairie de la capitale, elle fait en tout 5Ha et 13a et compte 1860 habitants répartis dans 328 logements et environ 432 ménages. Ces chiffres ont été obtenus du dernier recensement effectué en 2022.

Akany Sambatra possède des écoles de tous les niveaux aussi bien privés que publiques mais aussi un CSBII, des toilettes publiques ainsi que des terrains de basket-ball et de volley-ball. En 2018 un terrain synthétique de football a été inauguré afin de marquer les 55ème anniversaire de la cité des assureurs.

Le principal avantage de la population du fokontany c’est que le marché publique (Tsena) de la commune d’Andranonahoatra se trouve au bout de la cité. Malgré cela l’accès à l’eau potable est un grand problème pour les résidents.

MALAGASY

Eny Itaosy no misy ny fokontany « Akany Sambatra » ary « cité Itaosy » kosa no ahafantaran’ny maro azy. Niorina tamin’ny taona 1963 izy ka « Cité des assureurs » no anarany tamin’izany fotoana izany, Ka izay no anisany iantsoan’ny maro azy hoe « cité ». Ahitana fiantsonana taxi be ihany koa eny amin’ny cité toy ny 133 izay zotra mandeha Analakely sy ny G makeny Fasankarana.

Mitoetra 8,37 km miala ny renivohitr’ Antananarivo (Analakely) no misy azy, ary mahatratra 5Ha sy 13a ny velarany, izay ahitana 1860 mponina sy 328 trano ary 432 tokatrano raha ny antotan’isa nivoaka tamin’ny taona 2022 no jerena.

Ahitana sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana eny amin’ny cité ; misy ihany koa ny CSB II, ny toeram-pidiovana, ao ihany koa ny kianja isan’karazany izay fampiasan’ny sekoly eny amin’ny manodidinarehefa manao fanatanjahantena ny mpianatra. Manana kianja manara-penitra ny cité des assureurs izay tsangam-bato nentina nanamarika ny faha 55 taona niorenany izay niaraha-niasa tamin’ny governoran’Analamanga Hery RASOAMAROMAKA.

Amin’ny ankapobeny dia milamina ny fiarahamonina eny amin’ny Akany sambatra na dia eo aza ny tsy fahatomombanana eo amin’ny rano izay mampitaraina ny vahoaka eny amin’ny fokontany Akany Sambatra.

Razafindramanana Mahefa
Rakotoson Aro Ny Kanto
Andrianambinintsoa Quentin

CONTACT

034 02 085 68 / 032 41 085 68 / 033 89 655 68

PHOTOS

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

SONY DSC

LOCALISATION