12 juin 2022

ZOOM : LE FOKONTANY AVARATETEZANA AMPITATAFIKA – ANTANANARIVO ATSIMONDRANO

Par Razafindramanana Ma

LE FOKONTANY AVARATETEZANA AMPITATAFIKA – ANTANANARIVO ATSIMONDRANO

Ce village Malagasy est situé dans le district d’Antananarivo Atsimondrano et la commune d’Ampitatafika à 7 kilomètres de la capitale Antananarivo dans la région d’Analamanga.

Avaratetezana signifie littéralement « au nord du pont », il doit ce nom à sa position géographique car il est situé au nord du pont d’Ampitatafika. Il est composé de six secteurs bien distincts qui sont : Antandrokomby, Antanimenakely, Ambohitsaratelo, Ankadilalana, Avaratetezana I, sy Avaratetezana II.

Selon le dernier recensement effectué en 2016 Avaratetezana compte 17249 résidents répartis dans les six secteurs.

On y trouve plusieurs secteurs d’activités notamment commerciales, administratives, scolaires, religieuses mais aussi sportives ; d’ailleurs Avaratetezana possède des associations sportives et des clubs de rugby et de football. L’instauration de ces club et associations visent à la cohésion et la fraternité et surtout à fortifier le sentiment d’appartenance de la population locale pour une cohabitation plus harmonieuse et prospère.

Malgré cela et les politiques locales pour la sécurité, le Fokontany rencontre quelques problèmes de vol à l’étalage qui perturbe le quotidien des habitants selon le chef du Fokontany.

MALAGASY

Anisan’ny commune anatin’ny faritra Analamanga i Ampitatafika. Ao amin’ny commune Ampitatafika no misy ny fokontany Avaratetezana, izay tafiditra ao anatin’ny distrikan’atsimon-drano. Miala fito (07km) kilometatry ny renivohitra, ary araka ny anarany dia avaratra ny tetezan’Ampitatafika no misy azy.

Mizara 6 ny fokontany avaratetezana izay ahitana ireto vohitra ireto : Atandrokomby, Antanimenakely, Ambohitsaratelo, Ankadilalana, Avratetezana I, sy Avaratetezana II. Mahatratara hatramin’ny 17249 ny isan’ny mponina tao aminy tamin’ny taona 2016 izay nivohan’ny antotan’isa farany tao an-toerana. Samy manana ny andraikitra manandrify azy avy ny mponina ao avara-tetezana izay mampivoatra ny fokontany.

Ny tetezana Ampitatafika no anisany mampiavaka azy raha ampitahaina amin’ireo fokontany hafa eny manodidina azy eny, ary io ihany koa no marika ahafantaran’ny maro azy.
Manana vondrona sy ekipa mpilalao ara-panatanjahantena ny fokontany, ao anatin’izany ny lalao baolina lavalava sy ny baolina kitra. Ny fisian’ireo vondrona ireo dia efa manatsara sy mampirindra ny firaisan-kiana ao amin’ny fokontany, ary ihany koa mampiray ny mpiara-monina ao aminy.

Na dia eo aza anefa izay firindrana sy filaminana ao amin’ny fokontany avara-tetezana izay, dia misy ihany koa ny tsy fandriampahalemana izay anisany mampitaraina ny mponina ao an-toerana.

Razafindramanana Mahefa
Rakotoson Aro Ny Kanto
Andrianambinintsoa Quentin

CONTACT

034 02 085 68 / 032 41 085 68 / 033 89 655 68

LOCALISATION