ARTISTES :
PORTRAIT DE DADAGABY – NY VONINAVOKO

Parmi les artistes malgaches, le groupe “Ny Voninavoko” fondé par Dadagaby reste dans nos coeurs, tout cela grâce au tempo traditionnel qui séduit les malagasy de tout âge. Une danse qui a son originalité tirée de la culture des Hautes Terres : le Vako-drazana.

Avec sa voix d’or, Dadagaby a su orienter le groupe avec des chansons bien rythmées tout en gardant nos valeurs ancestrales. Malgré son âge avancé, cet homme bienveillant participe encore aux concerts et aux spectacles de son groupe car il est toujours très aimé par toute la population de toutes origines et de toutes classes sociales.

#MALAGASY

Feo manaitra ny sofina ary manome aina ny hiran’ny tarika « Ny Voninavoko », ny feo mangan’i Dada Gaby na Rakotomavo Gabriel izay filoha mpanorina ny Tarika no sady mpihira no mpanoratra ihany koa.

Efa an-taonany maro no nisy ny tarika “Ny Voninavoko” satria efa tamin’ny taona 1965 no niforona ary efa maro ireo hira manamarika ny tarika.

Anisan’izany ny “Raozy Mavokely”, “Ny Voninavoko”, “Manja”, “Zanak’Iarivo”, sns…

Amin’ny lanonam-panambadiana matetika no andrenesana sy ankafizina ny hiran’ny tarika Ny Voninavoko. Ny vakodrazana no vohizin’ny Tarika ao anatin’izany.

Dihy tsy mbola lefy laza satria any anatin’ny lanonam-pianakaviana indrindra fa ny fanambadiana no ahenoana matetika ny hiran’ny tarika Ny Voninavoko. Tsy eto an-toerana, fa re hatrany ivelany manerana ny firenena maro isan-karazany ny feo mangan’i Dada Gaby, izay na dia efa manana ny taonany aza dia tsy mitsahatra manome ny tsara ho an’ny mpihaino

Hery Andriamandroso – Andoniaina Vally

#PHOTOS

#PORTRAIT

#MADAMIX

#INTERVIEW

#LOCALISATION

#CONTACTS

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97