ARTS & CULTURE :
LE PEINTRE ERIC RAMILISON

Le peintre RAMILISON Eric, artiste peintre et en art plastique, présente ses œuvres à l’Hôtel Le Louvre, avec comme thème intitulé « L’évolution de la peinture ». C’est une vente-exposition qui a commencé le 01 Mars 2017 et se terminera le 31 Mars prochain. La fourchette de prix se situe entre 300.000Ar et 2.200.000Ar.

Le peintre souhaite qu’on attribue aux artistes un lieu, à savoir une Galerie d’Art pour être exact, pour pouvoir présenter librement les tableaux peints.

#Malagasy

Manao varotra fampirantiana etsy amin’ny Hotely « Le Louvre » ny artista mpanao hosodoko RAMILISON Eric. Manana traik’efa manokana momba ny art plastique ny tenany, ary fanehoana ny maha-Malagasy sy ny zava-bita malagasy ka nampitondraina ny lohateny hoe « Ny fivoaran’ny sary hosodoko ».

Nanomboka ny 01 Martsa teo ity varotra fampirantiana ity ary tsy hifarana hifarana raha tsy amin’ny 31 Martsa ho avy izao. Manoloana ny asa hosodoko itony dia maniry rizareo mpanao azy ireto ny hanana toerana manokana ahafahana mampiseho ny talentan’izy ireo malalaka.

Andoniaina Vally

#PHOTOS

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACTS

RAMILISON ERIC
Lot AZ K II 108 Anosizato Ouest
101 Antananarivo
Email : ericramilison @ yahoo.fr
Tel Madagascar : +261 (0) 33 14 839 95

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97