SHOPPING :
BOUTIQUE RÉSERVE NATURELLE

Depuis quelques années avec l’arrivée des Centres Commerciaux, les femmes malgaches ont accès facilement aux produits de beauté comme les maquillages, des parfums, les bijoux et les accessoires de mode.

Dès qu’on rentre dans l’un de ces magasins, vous allez sentir différents senteurs et être ébahis par le nombre de choix d’artiles. A l’intérieur de ces boutiques, on se sent apaisé, et on a envie d’y rester, de toucher et de sentir tout comme dans un jardin merveilleux.

Par leurs sourires et leur accueil chaleureux, les conseillères des 3 magasins « Réserve Naturelle » de la capitale Antananarivo vous proposeront des produits de qualité de la marque française « Adopt ».

#MALAGASY

Raha vao miditra ao amin’ny Boutika « Réserve Naturelle » ianao dia mahare ireo fofona mahafinaritr’ireo ranomanitra marobe toa anaty toerana iray misy ireo karazam-bonikazomaro isan-karazany . Avy hatrany dia mahatsiaro ho tony ny tena ka satry hijanona ao foana.

Tsy aiza io toerana io fa ao amin’ny toerana iray ao amin’ny La City Ivandry. “Réserve Naturelle” no anaran’ily toeram-pivarotana, misy ireo ranomanitra isan-karazany, ireo fitaovana entina mikarakara ny bika aman’endrika, ireo firavaka isan-karazany.

Ankoatra ny tsikitsiky omen’ireo andriambavilanitra mandray anao, dia manampy dia manampy ihany koa izy ireo amin’ny fisafidianana ireo zavatra manendrika ny tena. Ireo vokatr’ilay mpamokatra malaza frantsay amin’ny fikarakarana ny bika aman’endrika “Adopt” moa no amidy ato amin’ny “Reserve Naturelle”.

Tsy ety Ivandry ihany no ahitantsika ny Réserve Naturelle fa misy ihany koa eny amin’ny « Akoor Digue » sy « Smart » Tanjombato. Marihina moa fa isam-bolana dia misy foana ny zava-baovao atolotry ny “Reserve Naturelle” ho an’ny mpanjifa ary tsy ho ela dia hisy ny natokana ho an’ny lehilahy manokana.

Ho an’ireo izay liana amin’ny fikarakaram-bika aman’endrika sy tia ireny ranomanitra ireny dia aza misalasala manantona ny “Réserve Naturelle” akaiky anao fa dia ho afa-po tokoa ianao.

Andoniaina Vally

#ENGLISH

For several years now with the arrival of the Shopping Centers, Malagasy women have easy access to beauty products such as make-up, perfumes, jewelry and fashion accessories.

As soon as you enter one of these stores, you will feel different scents and be amazed by the number of artile choices. Inside these shops, you feel calm, and you want to stay, touch and feel just like in a wonderful garden.

Thanks to their smiles and their warm welcome, the advisors of the 3 « Réserve Naturelle » stores in the capital Antananarivo will offer you quality products from the French brand « Adopt ».

#PHOTOS


Photos : (c) LCVM

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACTS

BOUTIQUE RÉSERVE NATURELLE
– La City Ivandry Box n° 26 : +261 (0) 34 22 522 22
– Akoor Route Digue : +261 (0) 34 20 570 70
– Smart Tanjombato : +261 (0) 34 22 570 70
Siteweb : « https://www.facebook.com/reservenaturelle.mada » target= »_blank »>Facebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97