JUSTICE :
LE RAPPORT DU CNIDH SUR L’AFFAIRE ANTSAKABARY

Après avoir rendu public il y a quelques semaines son rapport sur l’affaire « Antsakabary », le Conseil National Indépendant des Droits de l’Homme (CNIDH) a rencontré le Président de l’Assemblée Nationale Malgache Jean Max Rakotomamonjy pour lui présenter les résultats de leurs investigations et leurs recommandations.

Rappelons brièvement les faits, à la suite de la vindicte populaire sur 2 policiers dans ce village du district de Befandriana Avaratra, des policiers ont réalisé une expédition punitive et ont perpétré des actes honteux et horribles ayant entrainé l’incendie de 487 maisons des localités alentours et la mort d’une personne.

Ces actions abominables sont contraires à l’éthique en tant que dépositaire de l’autorité publique, bafouent les droits de l’homme et déshonorent tout un corps de métier chargé de la sécurité des citoyens.

Comment justifier de tels comportements qui ne feront qu’aggraver la relation entre la police et la population alors que ces fonctionnaires chargés de défendre les faibles ne feront qu’attiser les haines et les rancœurs entre Malgaches ?

M.R.

#MALAGASY

Taorian’ilay raharaha Antsakabary izay niteraka resa-be teto Madagasikara sy tany ivelany mihitsy aza nohon’ny fandorana tanàna iray manontolo nataon’ireo polisy avy aty an-drenivohitra sy ny hetraketraka nataon’izy ireo tamin’ny mponina tany dia nanao fanadihadiana ny avy ao amin’ny « Conseil National Indépendant des Droits de l’Homme na CNIDH» ary nanatitra ny valin’ny fanadihadiana izay nataon’izy ireo teny amin’ny Antenimieram-pirenena, araky ny lalàna ka noraisin’ny filohan’izany andrim-panjakana izany Atoa Jean Max Rakotomamonjy ireto avy amin’ny CNIDH ireto.

Marihina moa fa ireo mpikambana ao amin ‘ity vondrona miaro ny zon’olombelona ity dia ireo avy amin’ny fiarahamonim-pirenena, ny avy amin’ny fikambanaben’ny mpanao gazety, ny mpahay lalàna, sns …

Ankoatra izay fanaterana ny vokatry ny fanadihadiana mahakasika ny raharaha Antsakabary izay moa dia tonga nanatitra ny taratasy momba ny tolo-dalàna mahakasika ny CNIDH ihany koa izy ireto ka nametraka izany eo am-pelatanan’ny bireo maharitra ety amin’ny Antenimieram-pirenena mba hodinihan’ireo solombavam-bahoaka hahalàny azy mba ho lasa andrim-panjakana izany fikambanana miaro ny zon’olombelona CNIDH izany.

Mandeha tokoa ny feo ety amin’ny Antenimieram-pirenena ety ny amin’ny fisian’ny fanangonan-tsonia momba ny fitsipaham-pitokisana hataon’ireo solombavam-bahoaka amin’ny governemanta Mahafaly ka raha ny tsilian-tsofina dia efa misy sonia mihisa 90 mahery no efa voangona izay nambaran’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena fa mbola tsy marina aloha hatreto.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

After releasing his report on the « Antsakabary » case a few weeks ago, the Independent National Council for Human Rights (CNIDH) met with Malagasy National Assembly President Jean Max Rakotomamonjy to present the results of their investigations and recommendations.

Briefly, following the popular vindication of two policemen in this village in the Befandriana Avaratra district, police officers carried out a punitive expedition and perpetrated shameful and horrific acts resulting in the burning of 487 houses in the surrounding areas And the death of a person.

These abominable actions are contrary to ethics as a depository of public authority, flout human rights and dishonor a whole body of work responsible for the safety of citizens.

How can such behavior be justified, which will only aggravate the relationship between the police and the population when these officials in charge of defending the weak will only exacerbate hatred and rancor between Malagasy ?

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

CNIDH
Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme
Immeuble Acords – Quartier 67 Ha Sud-Est
101 Antananarivo
Email : cnidh.madagascar @ gmail.com

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97