SPORTS :
LE CHALLENGE NATATION DÉFI FROID DU CLUB COSFA

Le Club Omnisport des Forces Armées (COSFA) vient d’organiser dans le grand bassin de Betongolo à Antananarivo le Challenge Natation – Defi Froid 2017 avec plus de 200 participants qui concouraient à des compétitions de courses individuelles ou de relais collectifs.

A cette occasion, les petits et les grands ont fait preuve de courage pour affronter le froid qui commence à se faire sentir avec l’arrivée de l’hiver sur les Hauts Plateaux de Madagascar. En animation on a pu découvrir aussi le savoir-faire des sapeurs pompiers en matière de secours dans l’eau.

Il est à noter que la pratique du sport n’est pas très répandu dans les établissements scolaires par manque d’éducateurs spécialisés mais aussi d’infrastructures sportifs. Il faudrait donc une nouvelle politique nationale et repenser la place du sport dans l’éducation à l’école que ce soit dans le privé ou le publique.

M.R.

#MALAGASY

Tanterahina ny asabotsy 6 Mai 2017 ao amin’ny dobo filomanosana etsy Betongolo ny « Challenge Cosfa Natation Defi Froid 2017 ». Hetsika fanao isan-taona moa izy ity ary misokatra ho an’ny olona rehetra mahay milomano.

Andiany fahavalo moa ity fifaninanana “Challenge Cosfa Natation Defi Froid” ity ka mpandray anjara 200 eo ho eo no vinavina handray anjara. Izay avy amin’ny faritra Analamanga sy ny manodidina avokoa. Ny fifaninanana lomano dia nanomboka tamin’ny 7 ora maraina ka ireo olona izay mahay milomano dia nadray anjara avokoa ka notoloran’ny Cosfa Natation loka avokoa.

Ny nanamarika ity hetsika ity dia ny fampisehoana nataon’ny sapeur pompier avy ao Tsaralalana izay notarihin’I Colonel Michel Rabemanantsoa. Ity fampisehoana ity moa dia mahakasika ny olona trà-doza ka latsaka anaty rano, fanehoana ny fomba fiasan’ny sapeur pompier rehefa misy olona latsaka anaty rano na lasan’ny rano. Nahavariana tokoa moa ity fampisehoana nataon’ny sapeur pompier ity fa dia hita fa tena matihanina tokoa rizareo amin’ny famonjena ain’olona.

Ny tapany hariva kosa dia ny fifaninanana milomano eo amin’ireo ekipa misy rehetra ka manomboka amin’ny sokajin-taona farany ambany indrindra izany hoe 6taona ka hatramin’ny lehibe indrindra (20taona) dia samy nifaninana avokoa.

Tanjona moa ny hamoahana olona roa lahy sy vavy handrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy hiatrika ny tompon-daka eran-tany amin’ny taranja lomano amin’ity taona ity izay hatao any Budapest, Hongrie.
Marihina moa fa ity dobo filomanosana eto Betongolo ity dia mirefy 33,33 metatra ary tafiditra ho sokajy fahatelo amin’ny fotodrafitr’asan’ny FINA na federasiona iraisam-pirenena amin’ny lomano ity eto Betongolo ity.

Raha tsiahivina dia anisan’ny fotodrafitr’asa napetraky ny Frantsay tamin’ny fanjanahantany ity dobo filomanosana eto Betongolo ity.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Omnisport Club of the Armed Forces (COSFA) has organized the Challenge Natation – Défi Froid 2017 in Betongolo in Antananarivo with more than 200 participants competing in individual races or group relays.

On this occasion, young and old have shown courage to face the cold that begins to be felt with the arrival of winter on the High Plateaux of Madagascar. In animation, we also discovered the know-how of the firefighters in terms of relief in water.

It should be noted that the practice of sport is not very widespread in schools because of the lack of specialized educators but also of sports infrastructures. It would therefore be necessary to adopt a new national policy and rethink the place of sport in school education, whether in the private sector or the public.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97