SOLIDARITÉ :
LA CROIX-ROUGE MALAGASY

La Croix Rouge Malagasy a été créée à Madagascar le 07 août 1963, elle est dirigée par une Assemblée Générale et un Organe Exécutif selon 7 principes fondamentaux, à savoir : l’Humanité, l’Impartialité, la Neutralité, l’Indépendance, l’Unité, le Volontariat et l’Universalité.

Dans notre pays, elle est présente dans nos 22 Régions et couvre 120 Districts avec des milliers de membres actifs et de volontaires prêts à aider, à secourir et à réconforter nos compatriotes victimes de catastrophes ou d’incidents malheureux en tous genres.

Ainsi, lors du dernier cyclone « Enawo », louons leur courage et leur dévouement. Ces sauveteurs étaient tous sur le terrain pour apporter les premiers-secours en collaboration avec les autres organismes internationaux.

Alors, n’hésitez pas d’apporter votre contribution financière ou devenez bénévole afin de conforter cette institution qui met l’humain au centre de tout !

M.R.

#MALAGASY

Betsaka amin’ny Malagasy no tsy mahalala akory ny “Croix Rouge Malagasy”, ny asany, ny andraikiny, ny hetsika hataony fa matetika ny hahafantaran’ny olona azy dia rehefa misy marary na valan’aretina fotsiny. Izany angamba dia noho ilay sary menamena miendrika la croix izay anisan’ny hahafantarana hoe olon’ny Fahasalamana.

Marina tokoa fa tena hita bebe kokoa amin’ny sehatry ny fahasalamana ny croix rouge fa anisan’ny manampy ny mpiara belona ihany koa izy amin’ny lafiny maro. Niforona tamin’ny 1963 no niforona ny “Croix Rouge Malagasy” tamin’ny alalan’ny “Convention de Genève”. Ny tanjony moa dia ny “Manalefaka ny faharefoana, ny fanaintainana, ny fangirifiriana”.

Fikambanan’ireo orinasa mpilatsaka an-tsitrapo moa no mora hahazoana kokoa ny tena dikan’ny croix rouge. Ny fandalaovan’ilay rivo-doza farany teo “Enawo” moa no nahitàna ny fandraisany anjara. Ankoatra ny famonjena ireo tra-boina, ireo narary sy naratra dia nisy ihany koa ny fampitombona ny hery ara-batana ananan’ireo mponina hiatrehana ny loza voajanahary tahaka ireny.

Ankehitriny dia efa manerana an’i Madagasikara ny “Croix Rouge” satria ny distrika 119 sy ireo ankabiazan’ny kaominina rehetra eto Madagasikara dia efa misy azy avokoa.

Amin’ity volana Arily sy Mey ity dia hisy ny fizarana vola 60.000 Ariary amina tokatrano 1.333 izay hita fa tena voa mafy nohon’ny fandalovan’ny rivo-doza “Enawo” ary aorian’izay, ireo hita fa nahay nadrindra ny vola teo an-tanany dia omena bebe kokoa noho ny teo aloha aza.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Malagasy Red Cross was created in Madagascar on August 7, 1963, and is governed by a General Assembly and an Executive Body according to seven fundamental principles, namely: Humanity, Impartiality, Neutrality, Independence, Unity, Volunteering and Universality.

In our country, it is present in our 22 Regions and covers 120 Districts with thousands of active members and volunteers ready to help, rescue and comfort our compatriots victims of disasters or unfortunate incidents of all kinds.

Thus, during the last cyclone « Enawo », let us praise their courage and their dedication. These rescuers were all on the ground to bring first aid in collaboration with other international organizations.

So, do not hesitate to make your financial contribution or volunteer to reinforce this institution that puts the human at the center of everything!

#PHOTOS


(c) Croix Rouge Malagasy – LCVM

#VIDÉOS

– Présentation

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

CROIX ROUGE MALAGASY
1, Rue Patrice Lumumba – Tsaralalàna
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 32 03 221 11
Email : contact @ crmada.org
Siteweb : www.croixrougemalagasy.orgFacebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97