ÉCONOMIE :
LE CERCLE DE RÉFLEXION DES ÉCONOMISTES DE MADAGASCAR

Le Cercle de Réflexion des Economistes de Madagascar (CREM) lors d’une conférence de presse nous alerte sur la mauvaise situation de notre pays en terme de politique économique, de politique sociales mais surtout sur l’incapacité de lutter contre la corruption et le népotisme.

Ainsi, ils demandent à ce qu’il y ait des enquêtes à l’encontre de tous les décideurs politiques et les fonctionnaires des différentes corporations qui se sont enrichis sans justification depuis les années 1976 jusqu’à aujourd’hui.

Rappelons que cette Association à but non lucratif et non politique regroupe des économistes et des chercheurs qui tentent d’émettre des avis, des propositions et des alertes sur la conduite de la Nation. Leurs membres forment aussi des citoyens Malagasy qui seront les décideurs de demain, pour que leurs futures actions mènent à la croissance économique et un développement effective de Madagascar.

M.R.

#MALAGASY

Manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena na ara politika na ara ekonomika na ara-tsosialy dia nilaza ny heviny ny « CREM » na « Cercle de Reflexion des Economistes de Madagascar » tao amin’ny efitry ny « Chambre de Commerce » tetsy Antaninarenina.

Ho an’ireto mpandinika teo-karena sy fiaraha monina ireto dia tafiditra ao anatin’ny tena fahasahiranana lalina ny firenena Malagasy. Anisan’ny manaporofo izany ny fisafidianana ilay kaompaniam-pitanterana « Ethiopian Airlines » ho mpiara miombon’antoka miaraka amin’i « Air Madagascar » hisidina ny habakabak’i Madagasikara.

Io Kaompania io dia anisan’ny kaompaniam-pitanterana sahirana indrindra raha eto Afrika hoy ireto Mambra ao amin’ny CREM ireto. Toy izany ihany koa ilay kaompania Air Austral izay tsy nanana fiaramanidina maro mihoatra noho ny ananan’ny « Air Madagascar » akory teo aloha. Ankoatra izay ny fahantrana eo amin’ny lafiny sosialy izay tsy hay afenina intsony hoy hatrany ireto mpandinika ireto.

Ny resaka fanatotana vola vaovao dia anisan’ny nasian’ireto mpahay toekarena ireto resaka fa matoa misy fanatotana vola vaovao dia midika izay fa tsy mari-toerana ny Ariary ary ny fanatotàna vola tokana mitentina 20.000 Ariary dia hiteraka fihavahana eo amin’ny mpiara monina satria hisy ny olona tsy hanana izany vola 20.000 Ariary izay nohon’ny fahefa-mividy tena ambany loatra.

Mila mandray fanapahan-kevitra ny Malagasy hoy ireto mpahay toekarena ireto satria raha izao no mitohy dia tsy hisy afa tsy 0,6% n’ny Malagasy sisa no mba hanana ny ampy afaka 10 taona.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Madagascar’s Economics Circle (CREM) at a press conference alerts us on the bad situation of our country in terms of economic policy, social policy but above all on the inability to fight against corruption and nepotism .

They are calling for investigations against all political decision-makers and officials of the various corporations, which have been enriched without justification since the years 1976 to the present day.

Recall that this non-profit and non-political association groups together economists and researchers who try to issue opinions, proposals and alerts on the conduct of the nation. Their members also train Malagasy citizens who will be the decision-makers of tomorrow, so that their future actions lead to economic growth and effective development of Madagascar.

#DOCUMENT

Communiqué (PDF)

#VIDÉO


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

CERCLE DE RÉFLEXION DES ÉCONOMISTES DE MADAGASCAR
Immeuble « Cenam » 67Ha Sud
B.P. 8181
101 Antananarivo
Email : sg.crem @ cremmadagascar.org
Siteweb : www.cremmadagascar.org
Tel Madagascar : +261 (0) 34 14 034 74

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97