ECONOMIE :
LES PRODUITS ARTISANAUX EN PENJY

En suivant la Route Nationale N°1 qui va vers Arivonimamo, au PK 30, des gens étalent  des herbes sèches très longues d’environ 2m et qui semblent être en vente. Etant curieux nous nous y intéressons et finissons par demander ce que c’est et à quoi elles servent.

Et l’on nous dit que ces longues herbes se nomment « Penjy » ou « Lepironia mucronata » et elles poussent sur la Côte-Est de Madagascar plus particulièrement entre Brickaville et Tamatave. Et elles servent à fabriquer de magnifiques chapeaux, des jolis sacs ou des tapis, pour constituer l’artisanat malagasy.

Auparavant, ces produits artisanaux étaient très convoités par les touristes et les exportateurs. Mais la crise politique dans le pays a touché irrémédiablement cette filière économique d’autant qu’avec la mondialisation nous ne sommes plus compétitifs.

#MALAGASY

Raha sendra mandalo ny làlam-pirenena voalohany iny ianao dia ho variana mahita ireto Bozaka maina lava dia lava mitomandavana. Erakin’ny làlana dia feno azy ary amidy eny amin’ny tsenan’Imerintsiatosika.

Tsy inona ireo fa « Penjy », akora fanamboarana irony satroka tsara tarehy, harona misy sarim-bonikazo isan karazany, ny tsihy. Ny mahagaga dia akora avy any amin’ny faritra Atsinanana no hahitana sy hangalana azy eo anelanelan’i Brickaville sy Toamasina.

Tena ankafizin‘ny mpizahan-tany ny tao-zavatra vita malagasy nefa noho ireo krizy politika niseho sy ny famokarana mitovy vita erak’izao tontolo izao dia lasa sahirana ny mpanao tao-zavatra ary tsy misy mpividy sy mpanondrana firy intsony ny vokatra.

Noho izany dia miantso vonjy sy mangataka vaha-olana ireo Malagasy.

Andoniana Vally

#PHOTOS

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACTS

FABRICANT D’ARTICLES EN PENJY : +261 (0) 33 05 720 08

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97

 

Laisser un commentaire