EDUCATION :
LE BOOM DES CRECHES ET GARDERIES D’ENFANTS

Les familles malgaches sont confrontées comme en occident au problème de la garde des enfants en bas âges. En effet, dans le cas où les deux parents travaillent, ils doivent faire appel à une tierce personne que ce soit des proches ou une nounou ou une garderie traditionnelle pour s’occuper de leurs progénitures.

On constate petit à petit une évolution des mentalités et beaucoup de jeunes parents emmènent leurs chouchous à la crèche. C’est dans ce cadre que l’entreprise « Smart Kids » propose leur service de garderie.

Ces professionnels de la petite enfance proposent des activités pédagogiques et ludiques, ainsi les parents peuvent être sûrs que l’on s’occupe bien de leurs bambins en toute sécurité.

#MALAGASY

Matetika rehefa samy miasa ny ray sy ny reny dia sahiran-tsaina izy ireo ny amin’ny hametrahana ny ankizy izay vao zaza madinika mbolakely . Tsy vitsy ireo izay mametraka ny zananay amin’ny olo-pantatra na havana. Izy ireny anefa tsy afaka hianteherana fa fotoana mandalo ihany. Izany indrindra no antony ilana ny crèche.

Ny crèche “Smart Kids” dia toerana fanampiana ny ray aman-dreny izay sahirana amin’ny fametrahana ny zanany rehefa miasa izy ireo. Toerana milamina, misy fampialana voly ireo ankizy.

Tsy fampialana voly fotsiny anefa ny crèche “Smart Kids” fa toerana sady hianarana satria hatramin’ny madinika indrindra ka hatramin’ny salantaona lehibe kokoa no misy ao amin’ny crèche
Tsy lavitra moa ny crèche “Smart Kids” fa etsy Ankorondrano no misy azy ireo. Toerana misy ireo orinasa maro.

Isan-taona moa dia misy ny fankalazana tanterahan’ny “Smart Kids” ahafahana mampiseho amin’ireo ray aman-dreny ny zava-bitan’ireo ankizy taizaina ato amin’ny crèche. Fotoana hampisehoana ny zavatra nianaran’ireo ankizy sy ny fahaizany amin’ireo ray aman-dreny.

#ENGLISH

Malagasy families are faced with the problem of childcare, as in the West. Indeed, if both parents work, they have to appeal to a third person, be it family or a nanny or a traditional nursery to look after their offspring.

There is a gradual change in mentality and many young parents take their darlings to the crib. It is in this context that the company « Smart Kids » offers their daycare service.

These early childhood professionals offer educational and playful activities, so parents can be sure that their toddlers are well looked after safely.

Andoniaina Vally

#PHOTOS


Photos : (c) Smart Kids

#AUDIO

#LOCALISATION

#CONTACTS

SMART KIDS
Lot I2 – Ankorondrano
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 34 71 608 58

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97