ÉDUCATION :
LE CEMDLAC – IVO-KOLO

Le CEMDLAC (Centre Malgache pour le Développement de la Lecture Publique et de l’Animation Culturelle) avec les CLAC (Centre de Lecture et d’Animation Culturelle sont des organismes rattachés au Ministère de la Culture, de la Promotion de l’Artisanat et de la Sauvegarde du Patrimoine.

Ces différents centres dirigés par Victoire Rasoamanarivo Ramilison sont installés dans 27 communes de 17 régions de Madagascar et ambitionnent de faire aimer aux malgaches la lecture des livres et de faciliter l’accès à l’information sous toutes ces formes avec le partenariat de l’OIF (Organisation internationale de la Francophonie).

A travers les bibliothèques et les actions culturelles de ces infrastructures, les Malagasy pourront donc s’informer, se former et se divertir tout en préservant leurs traditions même s’ils se trouvent dans des régions très enclavées de la Grande île.

M.R.

#MALAGASY

Ny fahalalana no lova tsara indrindra ary izany fahalalana izany dia azo avy amin’ny famakiam-boky . Tsy ny ankizy na ny tanora ihany no mety liana amin’izany famakiam-boky izany fa na dia ny olon-dehibe ihany koa aza.

Ny CEMDLAC na Ivotoerana momba ny famakiam-boky sy ny kolotsaina dia sampana iray avy amin’ny Ministeran’ny Kolotsaina hampivoarana ny olona amin’ny alalan’ny fanorenana toerana famakiam-bokyna bibliothèque izany. Tsy eto an-drenivohitra ihany no natao izany tetik’asa fanorenana toerana famakiam-boky izany fa ny any ambanivohitra lavitra any ihany koa indrindra indrindra.

Amin’izao fotoana izao dia mihisa 27 communes amin’ny 17 faritra eto Madagasikara no efa nanorenan’ny CEMDLAC toerana famakiam-boky. Tsapa tao anatin’izany ny fitiavan’ny olona mamaky boky satria dia hatrany ambanivohitra dia hita tokoa fa liam-pivoarana ny olona.

Ankoatra ny vaky boky dia tsy hadinon’ny CEMDLAC ihany koa ireo olona tsy mahay mamaky teny sy manoratra ka dia ankoatra ny efitra famakiam-boky dia misy hatrany ny efitra ahafahana manara-baovao amin’ny alalan’ny fahitalavitra mandeha amin’ny zanabolana amin’ireny commune ireny.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The CEMDLAC (Malagasy Center for the Development of Public Reading and Cultural Animation) with the CLAC (Center for Reading and Cultural Animation) are organizations attached to the Ministry of Culture, Promotion of Handicraft and Heritage Preservation.

These centers, headed by Victoire Rasoamanarivo Ramilison, are located in 27 communes in 17 regions of Madagascar and aim to make the books of Malagasy loved and to facilitate access to information in all these forms with the partnership of OIF Of the Francophonie).

Through the libraries and the cultural activities of these infrastructures, the Malagasy will be able to inform, train and entertain while preserving their traditions even if they are in very enclave areas of the Big Island.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉO


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

CEMDLAC
6, Avenue de l’indépendance
2ème étage
101 Antananarivo
Tel Madagascar: +261 (0) 20 22 669 69

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97