ENTREPRISE :
LE GROUPE VIDZAR ET LE DZAMA

Le Groupe Vidzar qui produit les rhums « Dzama » a été créé par Lucien Fohine Razafindratsima dans les années 80. Il connaît actuellement un développement fulgurant et est devenu une marque de notoriété à l’international pour sa production de spiritueux.

Son dirigeant visionnaire remplacé par son fils a su adapter aux besoins de la clientèle locale et étrangère et propose différentes série de punchs et des rhums parfumés estampillés d’origine de la ville de Dzamandzar sur l’île de Nosy-Be.

Depuis quelques années, toute son équipe fait de son cheval de bataille pour représenter leur entreprise et pour mieux faire connaître leurs produits dans des évènements internationaux comme Vinexpo en France et à Madagascar dans divers salons et foires.

M.R.

Note : La consommation d’alcool nuit à la santé

#MALAGASY

Orinasa Malagasy manana ny maha izy azy tokoa ny Orinasa DZAMA. Satria dia izy no anisan’ny orinasa mamatsy an’i Madagasikara amin’ny resaka zava-pisotro indrindra moa ny zava pisotro misy alikaola. Maro isan-karazany ireo vokatry ny orinasa DZAMA ka betsaka tokoa ireo malagasy tia ireny zava pisotro mahamamo ireny no manjifa ny vokatra DZAMA. Marihina moa fa hatramin’izay dia nivohy hatrany ny maha maha malagasy ny orinasa DZAMA. Izany moa dia hita amin’ny tarigetran’izy ireo, dia ny hoe «ZA Malagasy».

Amin’izao fotoana izao dia manana vokatra vaovao ny orinasa DZAMA satria ankoatra ny maha mpamokatra zava-pisotro mahamamo azy dia misy ny vokatra vaovao dia ny zava-pisotro ho an’ny be sy ny maro toy ny vokatra BIG, ny divay ary ny cocktail maro isan-karazany. Raha ireto zava-pisotro vaovao ireto dia anisan’ny tena nahaliana olona maro tokoa hatrany amin’ilay hetsika FIM farany teo. Inoana fa ny hetsika toy izao dia hanome vahana ireo orinasa malagasy tokoa satria raha ny mpitsidika dia tao ny malagasy ary tao ihany koa ny vahiny.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Vidzar Group, which produces the « Dzama » rum, was created by Lucien Fohine Razafindratima in the 1980s. It is currently experiencing rapid development and has become a well-known international brand for its spirits production.

Its visionary leader replaced by his son has adapted to the needs of the local and foreign clientele and offers different series of punches and fragrant rums stamped originally from the city of Dzamandzar on the island of Nosy-Be.

For the last few years, his team has made it a battleground to represent their company and to make their products better known in international events such as Vinexpo in France and Madagascar in various fairs ….

#PHOTOS


(c) Groupe Vidzar – LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

GROUPE VIDZAR SARL
Immeuble Dzama – Anosibe Angarangarana
BP. 4403
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 20 22 612 43
Email : commercial @ dzama.mg
Siteweb : www.dzama-international.comFacebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97