ÉCONOMIE :
JIRAMA, VERS UNE SOLUTION DURABLE ?

Cela fait des décennies que l’entreprise Jirama (Jiro sy Rano Malagasy) est empêtrée dans des difficultés structurelles l’empêchant de fournir des services d’électricité sans délestage mais aussi d’investir dans la rénovation de ses infrastructures et le développement de nouvelles installations dans tout Madagascar.

Presque tous les clients particuliers et professionnelles de cette société se disent régulièrement victimes des éternelles coupures de courant avec des tarifs qui ne font qu’augmenter malgré la baisse du prix du pétrole au niveau mondiale.

Pour remédier à tous ces problèmes récurrents, le nouveau ministre Lantoniaina Rasoloelison a procédé à la nomination d’un nouveau Directeur Général retenu parmi 95 candidats pour redresser la Jirama. Il s’agit d’Aimé Olivier Jaomiary qui est un ancien directeur de l’opérateur téléphonique Airtel et responsable administratif et financier de l’ONG Conservation International, et diplômé de l’ESSEC Business School et de l’INSCAE.

M.R.

#MALAGASY

Taorian’ny fifantenana ireo kandida mihisa 95, nihisa 3 sisa no natolotra ny conseil des ministres ary voafidy tamin’izany ho tale jeneralin’ny JIRAMA vaovao Atoa Jaomiary Olivier.

Nototosaina tamin’ny fomba ofisialy ny faha 3 Mai 2017 moa ny fametrahana azy izay natrehan’ny minisitry ny rano sy ny angovo ary ny akoran’afo Atoa Rasoloelison Lantoniaina, izay efa délége tato amin’ny JIRAMA ihany talohan’izy voatendry ho minisitra.

Nandritra ny lahateny nataony, no nanambara ny tale jeneralin’ny JIRAMA vaovao fa hanao izay tratry ny heriny izy hanatsarana ny endriky ny JIRAMA ary ho fanatsarana sy fanavaozana ny tolotra omen’ny JIRAMA ny mpanjifa.

Hisy hoy izy, ny famaliana ireo fangatahana nataon’ny mpangataka kaontera rehetra ka ao anatin’ny 12 volana fara-fahatarany no tsy maintsy manana kaontera avokoa ireo nangataka rehetra.
Ankoatra izay dia hisy ny fitadiavam-bahaolana mahakasika ny delestazy. Ny mahakasika ny fiakaran’ny vidin-jiro dia nanamafy ny Tale jeneraly vaovao fa hisy ny fiakaran’ny vidin’ny jiro sy ny rano fa hatao tsikelikely izany.

Mahakasika ny mbola tsy maintsy hividianan’ny JIRAMA solika ampandehanana ireo toby mpamatsy herinaratra indray dia nanambara ny minisitra fa nisy ny fifampiresahana teo amin’ny JIRAMA sy ireo mpaninjara solika ka latsaka 1000 Ariary amin’ny vidin’ny solika amidin’izy ireo amin’ny mpanjifa no hividianan’ny JIRAMA ny solika, ankoatra izay, ny fampandehanana ilay fitaova-mpamokarana herinaratra faha efatra amin’ny menaka mavesatra dia efa kely sisa dia ho vita.

Antenaina noho izany ny fihenan’ny delestazy raha vita ireo hezaka nataon’ny JIRAMA ireo ato ho ato.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Jirama (Jiro sy Rano Malagasy) has been struggling for decades in structural difficulties preventing it from supplying electricity services without load shedding but also to invest in the renovation of its infrastructures and the development of new facilities In all Madagascar.

Almost all of the company’s individual and professional clients regularly report that they are suffering from everyday power outages with prices that are increasing despite the decline in oil prices worldwide.

To rectify all these recurring problems, the new minister Lantoniaina Rasoloelison has appointed a new Director General selected among 95 candidates to redress the Jirama. Aimé Olivier Jaomiary is a former director of the telephone company Airtel and administrative and financial manager of the NGO Conservation International, and a graduate of ESSEC Business School and INSCAE.

#PHOTOS

(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Discours


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

JIRAMA – JIRO SY RANO MALAGASY
149, rue Rainandriamampandry – Ambohijatovo
BP. 200
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 20 22 674 15 / + 261 (0) 20 22 674 56
Fax Madagascar : +261 (0) 20 22 338 06

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97