ARTS & CULTURE :
6ème ÉDITION DU FESTIVAL DE DANSE ARONDIHY

Le Festival de Danse multidisciplinaires “Arondihy” a présenté la restitution de sa 6ème édition ce 31 mars 2017 au Centre Germano-Malagasy Analakely, un lieu où danseurs issus de différents styles seront à l’honneur.

On a pu découvrir la danse traditionnelle de la tribu Antanosy, une façon de danser sans instruments de musique mais on a aussi apprécié les danses urbaines comme le Street Jazz ou le hip-hop qui ont enchanté les spectateurs présents.

Cette manifestation « Arondihy » sera inauguré officiellement le 18 Avril prochain et ne prendra fin que le 14 Mai 2017 sur l’esplanade d’Analakely à Antananarivo.

M.R.

#MALAGASY

Notanterahana androany faha 31 Mars 2017 ny fankalazana ny andiany faha 6 amin’ny Festival « Arondihy » tetsy amin’ny CGM Analakely. Ity hetsika ity moa dia natao ho fampisehoana ireo dihy Malagasy. Anisan’ny nanaitra ny maro ny dihy avy any atsimon’ny nosy izay nataon’ny tarika Salandra Belova izay nampiseho ny kolontsaina Antanosy.

Tsy dihy avy eto an-tanindrazana ihany anefa no nampisehoana ny mpijery androany fa nisy ihany koa fampisehoana ilay dihy “street Jazz” izay dihy avy any Amerika. Ity fomba fandihizana moa izay azo avy tamin’ny fanaovana mozika somary milamina ka ampiarahana amin’ny dihy fanaon’ireo olona eny an-dalambe na danse urbaine izany.

Amin’ny faha 18 Avril izao moa ny fanokafana amin’ny fomba offisialy ity hetsika fankalazana ny festival Arondihy ity ary tsy hifarana raha tsy ny 14 May 2017 izay hanaovana fampisehoana eo amin’ny lapan’ny Tanana Analakely. Ity fankalazana ity moa dia natao hampisehoana ny maha Malagasy sy nampisehoana ny fahaiza-manaon’ny faritra tsirairay.

Andoniaina Vally

#ENGLISH

The multidisciplinary Dance Festival « Arondihy » began its 6th edition on 31 March 2017 at the Germano-Malagasy Center Analakely, a place where dancers from different styles will be honored.

We were able to discover the traditional dance of the Antanosy tribe, a way to dance without musical instruments but we also appreciated the urban dances like Street Jazz or hip-hop that enchanted the spectators present.

This « Arondihy » event will be officially celebrated on April 18th and will only end on May 14th, 2017 on the esplanade of Analakely in Antananarivo.

#PHOTOS


Photos : (c) Lamako Events – LCVM

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACTS

LAMAKO EVENTS
Tel Madagascar : +261 (0) 34 61 161 18 / +261 (0) 33 24 336 56
<"https://www.facebook.com/Lamako-events-144874078947996/"target="_blank">Facebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97