ÉDUCATION :
13ÈME FOIRE DU LIVRE

La majorité des malgaches sont des gens ruraux dont plus de 46% sont analphabètes et l’État Malgache doit faire une priorité à l’Éducation de nos enfants. Savoir lire, écrire et comprendre sont des moyens de réduire la pauvreté et d’envisager un avenir meilleur pour toute la Famille et la Nation.

Durant plusieurs jours, l’Esplanade d’Antaninarenina à Antaninarivo accueillait la 13ème édition de la « Foire du Livre » où l’on pouvait rencontrer tous les acteurs du secteur allant des librairies aux bibliothèques. Le public pouvait ainsi y découvrir de nombreux ouvrages importés ou édités localement pour se divertir, s’éduquer et s’informer.

Même si nous sommes encore un pays en voie de développement, il faut donner à nos concitoyens l’envie d’apprendre et les moyens de se cultiver pour que notre Peuple puissent s’adapter et évoluer face à la mondialisation tout en sauvegardant notre civilisation.

M.R.

#MALAGASY

Notanterahana mandritra ny dimy andro, dia ny Faha 24 avril ka hatramin’ny faha 28 Avril, tetsy amin’ny esplanade Antaninarenina ny tsenam-boky andiany faha 13. Tonga eny an-toerana avokoa ireo mpivarotra boky, ireo mpanota boky sy karazana toerana famakiam-boky isan-karazany.

Boky amin’analiny no amidy sy haranty ety, izay ahitàna ireo boky famakin’ny ankizy na bande dessinées, ny romans isan-karazany, ny boky fampianarana mahandro, fampianarana mikarakara tokatrano, fianakaviana. Ao ihany koa ny boky mikasika ny fahasalamana, ireo vokatsoa azo avy amin’ireo zava maniry, ny voankazo,sns…

Fa ankoatra ny maha tsenaben’ny boky azy dia misy ny famakiana tononkalo, haiteny samihafa ety. Natao ho an’ny daholo be moa ity tsenam-boky ity ary tsy hanavahana antokom-pinoana. Ohatra amin’izany ilay mpanota boky Advantista izay manana tranoheva ety ihany koa.

Fa ankoatra ny maha toerana famakiam-boky ny librairie « Café Mille-feuilles » moa dia sady toerana fialana sorisory sy fisotroana zava-pisotro ihany koa izy. Manamarika izany moa ny tranohevan’izy ireo ety amin’ny « Esplanade » Antaninarenina.

Ho an’ireo izay te hiala voly no sady hamaky boky dia afaka manome fahafaham-po tokoa izy ireto satria dia misy isan’andro isan-kerinandro dia misy foana ny fandaharana natokana na ho an’ny ankizy na ho an’ny olon-dehibe.

Ity tsenaben’ny boky ity moa dia eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Kolotsaina, ny fampiroboroboana ny asa tànana ary ny fiarovana ny vakoka ary nampitondraina ny lohateny hoe: “Ny boky, loharanom-pahalalana sy fitaovam-panabeazana mahomby”.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The majority of Malagasy people are rural people, more than 46% of whom are illiterate, and the Malagasy State must give priority to the education of our children. Reading, writing and understanding are ways to reduce poverty and consider a better future for the whole Family and the Nation.

For several days, the Esplanade of Antaninarenina in Antaninarivo hosted the 13th edition of the « Book Fair » where we could meet all the players in the sector from bookstores to libraries. The public could thus discover many works imported or published locally for entertainment, education and information.

Even if we are still a developing country, we must give our fellow citizens the desire to learn and the means to cultivate so that our People can adapt and evolve in the face of globalization while safeguarding our civilization. Rich or high-ranking people.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Présentation

– Interviews


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97