ARTS & CULTURE :
LA BANDE DESSINÉE AVEC GASY BULLES

La bande dessinée est une autre forme d’expression et d’art que les malgaches manient avec dextérité depuis quelques décennies grâce à l’aide de quelques mécènes même si c’est un métier qui ne fait pas encore vivre sa famille.

Nous disposons pourtant de plusieurs artistes talentueux qui ont seulement besoin de se faire connaître au sein même de notre île et qu’ils doivent aussi se faire aussi un nom à l’étranger. Le problème, c’est que le marché de l’édition ne dispose pas de moyen financier pour les produire et lancer dans les meilleurs conditions ces auteurs sur le marché local.

Notons surtout que l’achat de bande dessinée ne fait pas du tout partie des priorités dans le budget des ménages malgaches et qu’on ne voient mal comment il peut y avoir un développement sans clientèle. Ce serait donc un art réservé aux initiés ou à une certaine frange de la population malgré son intérêt.

M.R.

#MALAGASY

Amin’izao fotoana izao, tsy ny kely na ny ankizy ihany, fa na ny lehibe ihany koa aza, dia mbola mankafy ireny tantara an-tsary amin’ny boky ireny na « Bandes dessinées ». Tsy mifidy salataona, tsy mifidy maripahaizana fa rehefa olona afaka mamaky teny dia tia azy ireny. Misy mihitsy aza gazety izay ireny fotsiny no ao anatiny, matetika izy reny dia hatsikana fotsiny, fa amin’ny alalan’izany no hanintonana olona ary maro mihitsy ireo mividy izany isan’andro.

Noho izay fitiavan’ny maro ny « bandes dessinées » izay dia tonga amin’ny andiany faha 13 ny « festival Gasy Bulles ». Ity hetsika ity moa dia fanomezan-danja ny “bandes dessinées” ka na amin’ny teny Malagasy izany na amin’ny teny Frantsay dia omena lanjany avokoa amin’ity hetsika ity, ka ny faha 03 Jona ka hatramin’ny 17 Jona 2017 no hanatanterahana izany ka toerana maromaro no hisy ity fankalazana ity. Anisan’izany ohatra ny ao amin’ny AFT Andavamamba, ny etsy amin’ny IFM Analakely, le Louvre Antaninarenina, sns….

Natao tetsy amin’ny “IFM” moa ny fanazavana sy ny fiantsoana mpanao gazety mahakasika ity “Festival gasy bulles” ity ary ankoatra ny fanomezana lanja ny “bandes dessinées” dia hisy ihany koa ny atrik’asa, ny fihaonana eo amin’ny mpitia bandes dessinées sy ny mpanoratra, ireo fanentanana maro samihafa ary hisy ihany koa ny fifaninanana izay karakarain’ny “BMOI” ka ny Zoma 16 Jona 2017 no hanononana izay mpandresy etsy amin’ny Le Louvre Antaninarenina.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The comic strip is another form of expression and art that the Malagasy have been using with dexterity for several decades thanks to the help of some patrons even if it is a profession that does not yet live its family.

We have, however, several talented artists who only need to make themselves known within our island and also have to make a name abroad. The problem is that the publishing market does not have the financial means to produce them and to launch these authors in the best conditions on the local market.

Let us note especially that the purchase of comics does not at all part of the priorities in the budget of Malagasy households and that it is difficult to see how there can be a development without clientele. It would therefore be an art reserved for the initiates or a certain fringe of the population despite its interest.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97