POLITIQUE :
RENCONTRE ENTRE LE GOUVERNEMENT ET LES SÉNATEURS

Les membres du Gouvernement d’Olivier Mahafaly Solonandrasana viennent de rencontrer ce mois de juin 2017 la représentation nationale à savoir l’Assemblée de Tsimbazaza et le Sénat d’Anosy au cours desquels le Premier Ministre a tenté de répondre aux questions de nos députés et de nos sénateurs sur divers problématiques actuels et de la politique de développement de Madagascar.

Dans un premier temps, il fut beaucoup question de lui apposer une motion de censure face aux objectifs non atteints en matière de réduction de la pauvreté, de la bonne gouvernance et de la lutte contre la corruption.

Puis récemment, ce fut au tour des sénateurs qui ont surtout apostrophé l’Exécutif sur la lutte contre l’insécurité dont les résultats médiocres fait rager tout le monde et donne une très mauvaise image du pays aves toutes ces histoires de kidnapping et de vindictes populaires.

M.R.

#MALAGASY

Araka ny voatondron’ny lalam-panorenana, mandritra ny fivoriana ara-potoan’ny parlemanta roa tonta dia misy fotoana izay tsy maintsy hihaonan’ny governemanta amin’ny solombavam-bahoaka ary amin’ny loholona. Ho an’ny Antenimieram-pirenena dia notanterahina ny 01 sy ny 02 ny volana Jiona 2017 izany. Fotoana izay hitsaranan’ ny solombavam-bahoaka ny Governemanta amin’ny asa vitany sy ny tsy vitany.

Notontosaina ny Alatsinainy faha 12 Jiona 2017 ny fihaonana teo amin’ny Governemanta sy ny Antenimieran-doholona. Fotoana hanaovan’ny Ministera tsirairay ny tatitry ny zava bitany. Ary fotoana hilazany ihany koa ny zavatra tsy maintsy mbola hataony amin’ny manaraka.

Naharitra adim-pamataran’andro maro maro moa ity fihaonana eo amin’ny Governemanta sy ny Loholona ity ary tonga avokoa ny ankamaroan’ireo loholona. Nandritra ny fihaonana nisy teo amin’ny solombavam-bahoaka dia nafanafana ihany ny toe-draharaha satria nalaza tamin’izany ny fisian’ny fitsipaham-pitokisana hataon’ireo solombavam-bahoaka, nisy avy eo ny feo nandeha fa nomen’ny Primatiora fiara tsy mahatao-dalana avokoa ireo solombavam-bahoaka nikonokonona izany fitsipaham-pitokisana izany.

Mbola haharitra 30 andro eo eo moa ity fivoriana ara-potoanan’ny Antenimiera roa tonta ity, ary mbola hisy ny fiantsoana ireo mambra iray na manontolo ny governemanta. Mbola andrasana noho izany ny fivoaran’ny toe-draharaha.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The members of the Government of Olivier Mahafaly Solonandrasana have just met this June 2017 national representation namely the Assembly of Tsimbazaza and the Senate of Anosy during which the Prime Minister tried to answer the questions of our deputies and Our senators on various current problems and the development policy of Madagascar.

Initially, there was much talk of putting a motion of censure against the unfulfilled objectives of poverty reduction, good governance and the fight against corruption.

Then it was the turn of the senators who especially apostrophized the Executive on the fight against insecurity whose mediocre results rages everyone and gives a very bad image of the country with all these stories of kidnapping and vindictes popular.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉO

– Reportage


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97