ARTS & CULTURE :
LE MONDE DE « JACQUES PRÉVERT » A MADAGASCAR

L’Alliance Française de Madagascar fait découvrir le poète français « Jacques Prévert » aux malgaches à travers une exposition dédié à ses œuvres et à ses collages photos à l’AFT d’Andavamamba Antananarivo jusqu’au 30 avril prochain.

Jacques Prévert, né en 1900 à Neuilly-sur-Seine et mort en 1977 à Omonville-la-Petite, est un homme touche à tout dans un style de langage populaire, il a écrit de nombreux scénarios de films mais aussi des poèmes ainsi que des belles chansons comme « les feuilles mortes ».

Nous malgaches, nous devons prendre exemple sur le rayonnement de la langue française dans le monde entier avec leurs nombreux artistes et écrivains qui sont des vrais ambassadeurs de leur pays pour faire connaître leur cultures.

Alors, soyons fiers de notre Île Rouges et de nos traditions séculaires ; mettons les en valeur sinon nous allons perdre notre âme !

M.R.

#MALAGASY

Tanterahana etsy amin’ny Alliance Française de Tananarive etsy Andavamamba ny fampisehoana sary mampiseho ny toetoetra sy fomba fanehoan’i Jacques Pévert ny talentany. Ity poeta Frantsay ity moa dia malaza amin’ny resaka fanambarana sary maromaro ka hatambatra hamoaka sary iray mihitsy hanehoana hevitra na toetra.

Ankoatra izay misy sary nalainy tetsy sy eroa ahafahana mamoaka tsao-kevitra iray mahakasika toetran-javatra iray na firenena iray na foto-drafitr’asa iray

Raha ho an’ny olona tsy dia liana mandinika dia toa tsy misy dikany ireo sary haranty etsy amin’ny Alliance Française ity satria ny sary iray izao dia mampiseho vatan’olona na vatam-behivavy raha ny marimarina kokoa nefa dia lohana Liona no eo aminy. Toetra no tian’i Jacques Prévert hasongadina eto.

Ho an’ireo tia mandalina dia tena mahaliana ity exposition ity. Toetra sy fomba iray mampiavaka an’I Jacques Prévert amin’ireo poeta sy olo malaza frantsay maro satria ankoatra ny asa soratra dia ity fampisehoana amin’ny alalan’ny sary hatambatambatra ity dia fomba iray ihany koa hamantarana toetran-javatra iray na olona iray mihitsy aza.

Ity fampisehoana ity moa izay tsy hifarana raha tsy amin’ny 30 Avril izao.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Alliance Française of Madagascar introduces the French poet « Jacques Prévert » to the Malagasy through an exhibition dedicated to his works and his photo collages at the AFT of Andavamamba Antananarivo until April 30th.

Jacques Prévert, born in 1900 in Neuilly-sur-Seine and died in 1977 in Omonville-la-Petite, is a man who touches everything in a style of popular language. He has written many screenplays of films but also poems and Beautiful songs like « the dead leaves ».

We Malagasy should take the example of the influence of the French language throughout the world with their many artists and writers who are true ambassadors of their country to make known their cultures.

So let us be proud of our Red Island and our centuries-old traditions; Let’s highlight them otherwise we will lose our soul

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉO


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

FONDATION ALLIANCE FRANCAISE A MADAGASCAR
AFT – Andavamamba
B.P. 916
101 Antananarivo
Tel Madagascar: +261 (0) 20 22 211 07
Email : reseau-dgaf @ alliancefr.mg
Siteweb : www.alliancefr.mg

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97