POLITIQUE :
LE PARTI LEADER FANILO

Depuis la création du parti Leader Fanilo par feu Herizo Razafimahaleho, ce mouvement politique a toujours milité pour le développement de Madagascar en proposant des solutions innovantes et aussi toujours dénoncé les actes inappropriés des gouvernements précédents empêchant la bonne gouvernance et une meilleure démocratie.

Le conflit interne et la scission de ces membres dans la façon d’exercer le pouvoir, entre pro- Président Hery Rajaonarimampianina avec Jean-Max Rakotomamonjy et ceux qui se placent dans l’opposition avec Antoine Zafera Rabesa, a occasionné des malaises de ses militants en allant jusqu’au tribunal.

Actuellement, ils ambitionnent d’incarner la « Force du changement » en invoquant l’obligation de mettre en place une nouvelle période transitoire afin de bien préparer les futures élections présidentielles de 2018. Est-ce que ce processus va de nouveau occasionner des troubles dramatiques dans le pays ?

M.R.

#MALAGASY

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena dia mahatsiaro ho tompon’andraikitra amin”izao raharaham-pirenena izao ireo mpanao politika . Satria tena hita sy tsapa fa tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny raharaham-pirenena; ny tany Manakara, momba ny fanakorotanana fitsarana hataon’ireo mpiraki-draharaha, ny zandary tany Toamasina nilaza fa tsy hanaraka intsony ny baikon’ny fitsarana. Ny teny Ivato, izay nanaovan’ny Kolonely iray akaikin’ny Fitondrana tery vay manta, sns, ….

Manginy fotsiny ny fahantram-bahoaka sy ny tsy fandriampahalemana toy ireo fangalana an-keriny teratany vahiny izay tena manala Baraka tanteraka ny firenena. Ankoatra izay, ny tenin’I Mopera Pedro tamin’ny RFI fa tokony hitroatra ny vahoaka Malagasy amin’izao fahoriana mianjady aminy izao.

Noho izany dia mijoro ny antoko Leader Fanilo ary nilaza ho ren-tany, ren-danitra fa hiditra ao anatin’ny fikambanan’ireo antokom-politika rehetra ao anatin’ny “Force de Changement” izay mpanohitra ny fitondrana izy ireo ary hitaky ny hitsanganan’ny fitondrana tetezamita hikarakara sy handray an-tanana izao raharaham-pirenena izao.

Amin’ny Leader Fanilo mantsy dia ahiana ny ady an-trano, tsy hifidy an’ireo olona eo amin’ny fitondrana ireo intsony ny vahoaka hoy izy ireo, ka tsy tsara raha mbola izy ireo ihany no hikarakara ny fifidianana amin’ny taona 2018.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Since the creation of the Leader Fanilo Party by the late Herizo Razafimahaleho, this political movement has always campaigned for the development of Madagascar by proposing innovative solutions and also always denounced the inappropriate actions of previous governments preventing good governance and better democracy.

The internal conflict and the splitting of these members in the way of exercising power, between President Hery Rajaonarimampianina and Jean-Max Rakotomamonjy and those who are in opposition with Antoine Zafera Rabesa, caused discomforts of his activists Going to court.

At present, they aim to embody the « Force of Change » by invoking the obligation to put in place a new transitional period in order to prepare well for the future presidential elections of 2018. Will this process again cause dramatic disturbances in the country ?

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LEADER FANILO
Lot IVA 56 – Antaninandro
101 Antananarivo
Siteweb : Facebook Leader Fanilo

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97