DÉVELOPPEMENT :
LE FOKONTANY MANDRAGOBATO I – ANOSIBE

Mandragobato I se trouve dans la commune urbaine d’Anosibe dans la capitale de Madagascar, il fait parti des bas quartiers où s’entassent tous les laisser pour compte issus de l’exode rurale. Et pourtant, toute cette zone a été réhabilitée en 2004 avec la mise au norme de la route nationale 1 qui traverse cette localité.

La population qui habite cet endroit est ainsi victime quotidiennement de tous les maux du sous-développement tels qu’une insécurité totale, un trafic de drogue envahissant, une pauvreté accrue, un accès à l’eau difficile, une assistance aux soins caduque, un service éducatif mal réparti, etc… sans parler de la corruption chronique.

C’est un cercle vicieux pour s’en sortir de ce chaos lorsqu’on se trouve dans un environnement aussi destructeur et pourtant beaucoup de gens ne se laissent pas abattre et quelques organismes humanitaires apportent leurs aides pour améliorer la vie quotidienne des habitants et leurs donnent de l’espoir d’un avenir meilleur.

M.R.

#MALAGASY

Toerana diso fantatry ny olona ny fokontany Mandragobato 1 eny Anosibe iny dia toerana hifamezivezen’ny mpivarotra sy ny mpividy. Toerana hifaneraseran’ny olon-drehetra, toerana izay misy ny zavatra rehetra ilaina na sakafo na fitafy na inona na inona. Fa anisan’ny mampalaza ihany koa iny faritra eny Anosibe iny ihany koa ny resaka tsy fandriampahalemana. Satria tena faritra mena amin’ny resaka tsy fandriampahalemana tokoa raha iny faritra Anosibe iny.

Ankoatra ny resaka fanendahana, ny famonon’olona dia ao ihany koa ireo vaky trano izay mampitondra faisana ny olona mipetraka ety. Nisy ny ezaka nataon’ny fokontany ka nahitam-bokany izany. Anisan’izany ny fahatratrarana ilay jiolahy raindahiny lavon’ny polisy avy ao amin’ny boriboritany faha dimy. Ankoatra izany ireo fiaraha miasa amin’ny polisim-pirenena ka nahafahana nampihena ny fanendahana ety amin’ny faritra Anosibe.

Anisan’ny fangatahan’ny filoham-pokontany ny hanampiana azy ireo hatrany amin’ny fampandriana ny fahalemana eto Anosibe satria dia amin’izao fotoana izao dia eo amin’ny amin’ny 4ora maraina sy amin’ny 6ora hariva hatramin’ny 8 ora alina indray no manao ny hataony ireo mpanao ratsy.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Mandragobato I is located in the urban commune of Anosibe in the capital of Madagascar, it is part of the low districts where pile up all the leaves from the exodus rural. Yet the whole area was rehabilitated in 2004 with the upgrading of the national road 1 through this locality.

The population living in this area is thus a daily victim of all the evils of underdevelopment, such as total insecurity, invasive drug trafficking, increased poverty, difficult access to water, decadent care, Poorly distributed educational service, etc., not to mention chronic corruption.

It is a vicious circle to get out of this chaos when we are in such a destructive environment and yet many people are not let down and a few humanitarian organizations are helping to improve the daily lives of the inhabitants and their families. Give hope for a better future.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97