SANTÉ :
7EME JOURNÉE FRANCOPHONE DE MÉDECINE D’URGENCE

Les journées Francophones de Médecine d’Urgence ont été initiées en 2012 dans cette partie de l’Océan indien par la Société Française des Médecins d’Urgence afin de mieux former les urgentistes locaux dans le cadre de leur interventions médicales et paramédicales.

Cette 7ème édition co-organisé par l’Association des Médecins Urgentistes de Madagascar (AMUM) et le SAMU de la Réunion a permis à plusieurs médecins et des professionnels de l’urgence en provenance de différentes régions de Madagascar, de Mayotte, des Comores, de l’île Maurice, des Seychelles, et de la Réunion de partager leur savoir-faire, de s’informer des nouvelles techniques et d’échanger leurs expériences pour une meilleure prise en charge des malades.

Les fruits de cette coopération régionale sont palpables pour tous les professionnels de santé que ce soit par l’uniformisation des pratiques médicales, l’accès à des services de télémédecine et la mise en place petit à petit de l’E-Santé.

M.R.

#MALAGASY

Rehefa mitranga ny voina iray na miditra hopitaly dia avy hatrany dia ny sampana vonjy aina na « Urgence » no vonjena, tsy avy hatrany dia mahazo efitra ny marary fa ao amin’ny vonjy aina no mamonjy ilay olona aloa, manome ny fanafody sy fitsaboana rehetra hahafahan’ilay marary mahazo aina ary afaka amin’ilay hatao hoe « akaiky fahafatesana » vao afaka mahazo fitsaboana miandalana.

Izany hoe, ireo dokotera mpitsabo ao amin’ny sampana vonjy aina dia manampy amin’ny fitazomana ny ain’ilay marary ary izy ireo no manao ny fitsaboana rehetra hahazoana toky fa tsy hisy intsony fahasarotana na « complications » hahazo ilay marary dia afaka mamonjy efitra manokana ilay marary hitsaboana azy tsimoramora.

Nototosaina ny faha 29 sy faha 30 Jiona 2017 tetsy amin’ny Motel Anosy ny fihaonam-ben’ireo mpitsabo na dokotera ao anatin’ny sampana vonjy aina eto amin’ny firenena miteny frantsay eto amin’ny ranomasimbe indiana izay efa andiany fahafito na « 7ème journée francophone de la medecine d’urgence de l’océan indien ».

Fotoana izay nahafahan’ireo dokotera mpitsabo nifanakalo hevitra, nifampizara traik’efa tamin’ireo mpitsabo mpamonjy aina amin’ireo Nosy Rahavavy toa an’i la Réunion, Comores. Zava dehibe tokoa ity andro ho an’ny mpitsabo ao amin’ny sampana mpamonjy aina ity satria dia fotoana nahafahana nifampizara ny traik’efa hananan’izy ireo tsirairay amin’ny fanatanterahana ny asany, izay dia ny famonjena ny ain’ny marary.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Francophone Days of Emergency Medicine were initiated in 2012 in this part of the Indian Ocean by the Société Française des Médecins d’Urgence to better train local emergency physicians as part of their medical and paramedical interventions.

This 7th edition co-organized by the Association of Urgent Doctors of Madagascar (AMUM) and the SAMU of Reunion has enabled several doctors and emergency professionals from different regions of Madagascar, Mayotte, Comoros, Mauritius, Seychelles and Reunion to share their know-how, learn about new techniques and exchange experiences for better care of patients.

The fruits of this regional cooperation are palpable for all health professionals, be it by standardizing medical practices, access to telemedicine services and the gradual introduction of E-Health.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97