ZOOM :
LES POMPIERS DE LA COMMUNE URBAINE D’ANTANANARIVO

Les services de secours et d’incendie joignable par le 18 ou le 118 sont assurés par les Pompiers de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Ils interviennent sur de nombreux faits comme les accidents, les feux, les inondations et les malaises qui peuvent survenir de jour comme de nuits.

Ces Agents Communaux, encadrés par le Colonel Michel Rabemanantsoa et quelques Officiers de l’Armée, quadrillent la Zone du Grand Tana d’une superficie de 50Km² et ses 2 millions d’habitants. Soulignons que leurs actions sont gratuites et tout le monde peuvent faire appel à leur services en cas d’urgence ou de dangers imminents.

Néanmoins, ils sont confrontés à des problèmes récurrents de capacité de déplacements et de manques de véhicules adaptés pour cause d’insuffisance de financements malgré la coopération avec des pays étrangers ou d’aides provenant de départements Français.

Chaque Malagasy doit peut-être contribuer à la bonne marche de cette institution par un bon recouvrement des impôts locaux au lieu d’attendre toujours des soutiens extérieurs !

M.R.

#MALAGASY

Raha mbola loza na zava mitranga, na haitrano na olona maty an-drano na loza inona na loza inona dia vonona foana ny mpamonjy voina na alina na atoandro. Ny mpamonjy voina moa dia sampana iray ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Noho izany raha misy zavatra mitranga dia afaka antsoina foana ny mpamonjy voina.

Matetika dia ao anatin’ny fahavaratra na vanim-potoan’ny rivo-doza no tena ahitàna ny mpamonjy voina eto Antananarivo na rehefa misy hai-trano. Ny resaka hai-trano moa tato ato dia nahitàna fihenàny satria nisy ny fampianarana ireo mponina mipetraka eny amin’ny trano hazo mahakasika ny fitandremana mba tsy hisian’izay hai-trano izay.

Tsy mitarain-tàna miepaka anefa ieto mpamonjy voina na dia izany aza ny asa sahaniny sy ny fahateran’ny fiara entin’izy ireo manao ny asany ka ny fahasimbany matetika izay hatreto aloha dia rizareo ihany no manamboatra azy.

Mila vonjy ny mpamonjy voina noho izany mba hanan’izy ireo Fitaovana manaram-penitra entiny mamonjy ireo tratran’ny loza. Ankoatra izay moa, dia ho fanamorana ny fiatrehana ny loza dia efa misy ny mpamonjy voina eny Anosivavaka Ambohimanarina sy eny Andravoahangy.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Fire and rescue services, which can be reached by the 18th or 118th, are provided by the Fire Department of the Urban Commune of Antananarivo. They intervene on numerous facts like accidents, fires, floods and discomforts that can occur day and night.

These Communal Agents, supervised by Colonel Michel Rabemanantsoa and some Army Officers, squared the area of ​​the Grand Tana with an area of ​​50Km and its 2 million inhabitants. It should be noted that their actions are free and everyone can call upon their services in case of emergency or imminent dangers.

Nevertheless, they are faced with recurring problems of capacity of displacements and lack of adapted vehicles because of insufficient funding in spite of the cooperation with foreign countries or of aid coming from French departments.

Each Malagasy may have to contribute to the smooth running of this institution by a good collection of local taxes instead of always waiting for external supports !

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉO


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

POMPIERS CUA
Tsaralalàna
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 22 390 30 / +261 (0) 33 15 500 86

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97