ARTISTES :
PORTRAIT DE CHRISTIAN K.

Christian K. alias Ranaivoarison Heriniaina Christian est le petit garçon découvert par l’émission Pazzapa Kids de la chaîne de télévision Dream’in à Madagascar en 2016.

Il a su séduire les téléspectateurs Malagasy avec sa petite bouille et le jury par son assurance et sa prestance lors de l’interprétation de plusieurs chansons cultes comme Tom Sawyer, Lôkômôtiva, Andro hafa de Njila ou Ianao des Mahaleo.

Vous pouvez apprécier de nouveau ce virtuose en herbe avec des artistes de renom lors des nombreux concerts à l’occasion des prochaines fêtes pascales, alors n’hésiter pas de l’encourager pour qu’il puisse devenir plus grand encore !

M.R.

#MALAGASY

Vao nihira izy dia maro sahady no babo. Vao nampiara-peo tamin’ireo mpanakanto fanta-daza dia tsy betsaka ireo nankafy, ary vao niakatra an-tsehatra izy dia hita fa tena manan-talenta. Tsy iza izany fa i Christian Kely na Ranaivoarison Heriniaina Christian, tovolahy kely tena mbola kely tokoa, kanefa manana talenta mihira.

Ny fifaninanana Pazapa Kids tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina iray moa no sehatra nahafantaran’ny olona azy. Na ny mpijery, na ny mpitsara tamin’izay dia samy resy lahatra avokoa ny feo mangan’I Christian.

Farany teo dia nampiara peo tamin’i Njakatiana izy, Ariane, ny Tarika Njila, sns… Ary efa manana hira toy ny “Fitiavana”, “Fiainana” rahateo izy. Noho ny maha manga feo azy moa dia tsy vitsy ireo diso hevitra fa misy rohim-pihavanana amin’ireo mpanakanto ireo i Christian kely fa samy mpanakanto manga feo tokoa.

Amin’ity taona 2017 ity moa dia hiakatra an-tsehatra i Christian Kelyy izay amin’ny Alatsinain’ny Paska ho avy izao sy amin’ny faha 06 May izay seho goavana hiarahany amin’i Njakatiana.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Christian K. as Ranaivoarison Heriniaina Christian is the little boy discovered by the program Pazzapa Kids of the television channel Dream’in in Madagascar in 2016.

He has seduced the Malagasy viewers with his little boiling and the jury by his assurance and his presence during the interpretation of several cult songs like Tom Sawyer, Lôkômôtiva, Andro hafa of Njila or Ianao of the Mahaleo.

You can re-appreciate this budding virtuoso with renowned artists during the many concerts on the occasion of the next Easter celebrations, so do not hesitate to encourage it so that it can become even bigger !

#PHOTOS


Photos : (c) Famille Ranaivoarison – LCVM

#VIDÉO

#MADAMIX

Christian K. : Andro hafa – Efa Hendry – Fiainana

#LOCALISATION

#CONTACT

FAMILLE RANAIVOARISON
Siteweb : Facebook Christian Kely
Tel Madagascar : +261 (0) 33 28 853 50 / +261 (0) 034 08 947 40

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97