GASTRONOMIE :
LE PRIX DES DINDES, DES OIES ET DES CANARDS EN PERIODE DE FÊTES

Avec l’arrivée des Fêtes Pascales, les étales des marchés de la capitale proposent les éternels poulets, dindes ou oies pour accompagner notre “Riz National” et d’égayer un peu notre repas dominical en famille. Pourtant, pour beaucoup de ménages malgaches, c’est une utopie de s’offrir de tels mets et ils doivent se contenter de simples morceaux de poulet de chair vendu à la pièce.

Depuis des décennies, la vie des Malagasy s’est beaucoup détériorée et des millions de familles survivent avec une très grande majorité qui ne disposent que de très bas revenus de 2$ ou 2€ par jour pour se nourrir.

Madagascar est un pays riche qui dispose encore beaucoup de surfaces cultivables mais à cause de l’insécurité, des infrastructures routières défaillantes et surtout d’un système d’éducation inégalitaire, nous restons une nation pauvre et très peu développée.

M.R.

#MALAGASY

Tsy misaraka amin’ny fetin’ny Paska ny resaka sakafo satria ankoatra ny akanjo, ny kilalao isan-karazany dia tsy latsa-danja amin’izany rehetra izany ny zavatra hoanina.

Fotoana iray hiarahan’ny mpianakavy ao an-trano mantsy ny fetin’ny paska. Ny alahady atoandro rehefa avy any am-piangonana iny ary indrindra indrindra ny Alatsinain’ny Paska. Samy manana ny tiany ny tsirairay, ao ny misafidy mihinana akoho amam-borona, ao ny mankafy kokoa ny hazan-dranomasina.

Ny fetin’ny Paska toy izao dia fanaovana lanonana tsy mitovy amin’ny andavan’andro indrindra indrindra ny eo amin’ny sakafo, fotoana ahafahana manao karazan-tsakafo sy ny zava-pisotro isan-karazany.

Maro hisafidianana ny akoho amam-borona eny an-tsena, ny akoho, ny gana, ny gisa, ny vorontsiloza, sns… Manomboka amin’ny iray alina Ariary (10.000 Ariary) ny ganagana eny ary ny vorontsiloza lahy dia mahatratra sivy alina Ariary (90.000 Ariary).

Tamin’ity fetin’ny Paska 2017, ity dia vitsy ireo mpividy akoho amam-borona hoy ireo mpivarotra satria dia hatramin’ny omaly dia tsy nahalafo firy rizareo. Tazana ety an-tsena ihany koa ireo entana maro fanao sakafo, fa dia anjaran’ny tsirairay sisa no misafidy, somary tombanan’ireo mpivarotra lafolafo ihany anefa fa rehefa mahay miady varotra dia azo jifaina tsara.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

With the arrival of the Pascales Festivals, the markets of the capital offer the eternal chickens, turkeys or geese to accompany our « Riz National » and brighten up our Sunday meal with family. However, for many Malagasy households, it is a utopia to offer such meals and they must content themselves with simple pieces of chicken meat sold per piece.

For decades Malagasy life has deteriorated greatly and millions of families survive with a very large majority who only have very low incomes of $ 2 or 2 € per day to feed themselves.

Madagascar is a rich country that still has plenty of arable land but because of insecurity, poor road infrastructure and above all a system of unequal education, we remain a poor and very poorly developed nation.

#PHOTOS


Photos : (c) LCVM

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97