ÉCONOMIE :
LE PRIX DU RIZ

Les malgaches sont réputés pour être des gros consommateurs de riz dans le monde, ce qui nous oblige à en importer plus de 200.000 tonnes par an pour cause d’insuffisance de la production locale estimée à 2 millions de tonnes.

Depuis quelques mois, on assiste à une hausse des prix du riz suite aux catastrophes naturelles que nous avons subies telles que le dernier cyclone Enawo ou la sécheresse de l’année dernière mais surtout à une spéculation sauvage par des intermédiaires.

Pour cela, des collecteurs véreux ratissent toutes les régions productrices de riz comme Ambatondrazaka ou Marovoay et constituent des gros stocks afin d’augmenter artificiellement les tarifs auprès des grossistes qui les proposent après jusqu’à 2.100 Ariary le kilo alors que le prix normal est de 1.225 Ariary.

M.R.

#MALAGASY

Anisan’ny mampikaikaika nymaro ary tsy nitsaha niakatra ny vidim-bary tato ho ato indrindra indrindra nandritra ny fotoana izay tsy nampisy ny orana teto amin’ny Nosy tamin’ny volana Janoary sy Febroary. Nanampy trotraka ihany koa avy teo ny fahatongavan’ny rivo-doza « Enawo » izay nitondra tondra-drano manerana an’i Madagasikara iray manontolo. Difotry ny rano ireo sompitra mpamokatra vary eto Madagasikara ohatra amin’izany ny faritra Alaotra, ny any Marovoay, sns…

Noho izay dia niakatra ben ny vidim-bary ka raha 350 Ariary ny kapoaka teo aloha dia efa lasa 550 sy 600 Ariary izy amin’izao. Nalaza anefa teo aloha teo fa ny antony tena mampiakatra ny vidim-bary dia ny fanafenan’ireo mpamongady ny tahirim-bary izay tokony ho amidy nefa dia tehirizina mba hahalafo ny vidin’ny kapoaky ny vary.

Misy noho izany ny fidinana tampoka hataon’ny fitondram-panjakana izay hahatratrarana ireo izay manana tahirim-bary betsaka nefa tsy amidy. Taorian’izay, dia hita ho miha midina tsikelikely ny vidim-bary ka amin’izao fotoana izao dia ahitàna kapoakam-bary 480 Ariary eny Anosibe.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The Malagasy are known to be big consumers of rice in the world which obliges us to import more than 200,000 tons per year due to insufficiency of local production estimated at 2 million tons.

Over the past few months, rice prices have risen following the natural disasters we have suffered, such as last year’s cyclone Enawo or last year’s drought, but above all, wild speculation by intermediaries.

To this end, crooked collectors rake all rice-producing areas like Ambatondrazaka or Marovoay and constitute large stocks in order to artificially increase the tariffs to wholesalers who offer them up to 2.100 Ariary per kilo while the normal price is 1.225 Ariary.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97