ARTS & CULTURE :
12EME EDITION DES RENCONTRES DU FILM COURT

Depuis quelques années, le 7ème Art n’est pas en reste à Madagascar avec les Rencontres du Film Court. Ce Festival de Cinéma qui se déroule à Antananarivo et organisé par l’Institut français de Madagascar, l’Association Rencontres du Film Court et Rozifilms est primordial afin de soutenir les différents secteurs d’activités de l’image et de faire émerger de nouveaux talents.

Pour cette 12ème édition, les organisateurs proposent 22 films en compétitions, réparties dans 5 catégories, afin de remporter le Zébu d’Or comme la Fiction Panafricaine, le Hors Champ, le Prix d’Interprétation Masculine, le Documentaire Panafricain, et le Prix du Public.

Avec la participation de plusieurs invités de renommés internationaux comme Mouhamed Saïd Mouma, Maimouna N’Diyae, Heinz Hermanns, Thomas Lesourd, Pedro Pimenta et Raymond Rajaonarivelo rend cet évènement capital dans le rayonnement de notre Île et du Continent Africain.

M.R.

#MALAGASY

Mbola maro amin’ireo mpitia sarimihetsika na Malagasy na Vahiny ny tsy dia mahalala ny hatao hoe « Film court » na horonantsary fohy izany. Ity hetsika « Rencontres du Film Court » ity anefa dia efa eo amin’ny andiany faha 12 sahady izao ary hatao manerana ny nosy ka amin’ity taona ity dia ny faha 21 Avril ka hatramin’ny faha 29 Avril izao no hankalazaina eto amin’ny « Institut Français » eto Analakely izy ity.

Nanomboka tamin’ny fanentanana nataon’ireo mpanao hatsikana moa ka tamin’ilay fandaharana Rivotra tao amin’ny RDJ no nanaovana azy mivantana ka tonga teo Analakely teo amin’ny « IFM » ireto mpanao hatsikana ireto toan-dry Honorat, Françis Turbo.

Ankoatra izay moa dia misy ny fandefasana horonantsary amin’ireo toerana manerana an’i Madagasikara ireo ary ny Zoma ho avy izao moa dia eny amin’ny kianjan’Antaninarenina no hanaovana azy ity manomboka amin’ny 06 ora hariva ary afaka mandray anjara sy misoratra anarana avokoa ireo liana amin’ny fikirakiràna ny fitaovana fampiasa rehefa hanao itony horonantsary itony.

Hatreto aloha dia mbola ny vondrona eropeanina ihany no mamatsy vola ny mpikarakara ny hetsika « Rencontres du film court ».

Andoniaina Valy

#ENGLISH

For the last few years, the 7th Art has not been left behind in Madagascar with the Encounters du Film Court. This Film Festival, which takes place in Antananarivo and organized by the French Institute of Madagascar, the Association Encounters of the Short Film and Rozifilms is essential to support the various sectors of the image activities and to bring out new talents .

For this 12th edition, the organizers propose 22 films in competitions, divided into 5 categories, in order to win the Golden Zebu as the Pan-African Fiction, the Hors Champ, the Prize of Male Interpretation, the Documentary Pan-African, and the Prize of the Public.

With the participation of internationally renowned guests such as Mouhamed Saïd Mouma, Maimouna N’Diyae, Heinz Hermanns, Thomas Lesourd, Pedro Pimenta and Raymond Rajaonarivelo, this event is key to our Island and the African Continent.

#PHOTOS

#VIDÉOS

– Présentation

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

ASSOCIATION RENCONTRES DU FILM COURT
Lot VR 57 E – Mahazoarivo
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 20 26 345 42
Siteweb : www.rencontresdufilmcourt.mgFacebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97