SANTÉ :
MÉDECINE & BONHEUR

Existe-t-il pour l’homme un bien plus précieux que la Santé ? (Socrate). C’est ce que le Salon de la Médecine et du Bonheur essaie de répondre en présentant tous les bienfaits modernes et traditionnels pour être en forme et pour être heureux donc de pouvoir bien profiter de la Vie.

Durant plusieurs jours sur le Parvis de l’Hôtel de ville d’Analakely, plusieurs professionnels faisaient étalage de leur savoir faire et de leurs produits miracles pour que l’être humain puisse guérir des maladies ou de choisir son mode de vie et d’alimentation pour rester éternellement en meilleur santé.

Parmi les mille et une façons pour de devenir heureux, il suffit de devenir parents, mais un certains nombre de nos compatriotes n’ont pas cette possibilité et doivent faire appel à la fécondation in vitro qui est devenu accessible depuis quelques années par l’intermédiaire du Centre de Fertilité de Madagascar (CEFERMAD).

M.R.

#MALAGASY

« Ny fahasalamana no voalohan-karena », hoy ilaty fomba fitenenana. Zava dehibe tokoa ny fahasalamana ary ilaina ny mikolokolo vatana mba hananana fahasalamana azo antoka, hananana vatana tomady hatrany. Ilaina ny manantona tombim-pahasalamana rehefa misy tsy metimety, ilaina ny manara maso ny fahasalamana. Notanterahina tetsy amin’ny Parvis tetsy amin’ny Hotel de Ville Analakely nandritra ny 3 andro dia ny 6, 7 ary ny 8 Jolay 2017 ny hetsika iray “Salon de la Médecine et du Bonheur”.

Ity hetsika ity dia miompana tanteraka amin’ny resaka fahasalamana, ny fitsaboana ary ny fandridram-pianakaviana. Maro dia maro ireo mapndray anjara, nisy ny fijerena maimaim-poana ny tahan’ny siramamy anaty rà, nisy ihany koa ny fanomezan-drà. Fa ny somary hafa kely ary nahaliana tamin’ity hetsika iray ity dia ny fahafahana manan-janaka amin’ny alalan’ny siansa ho an’ireo tsy afa-miteraka na tsy mahazo zaza.

Ny toeram-pitsaboana CEFERMAD (Centre de Fertilité de Madagascar) dia toeram-pitsaboana hanampiana ireo vehivavy tsy miteraka ka mampiasa ilay fomba maoderina any ivelany dia ny fecondation in vitro izy ireo, ao ihany koa ny fecondation in vivo. Ireto fomba hanomezana zaza ho an’ireo vehivavy tsy afaka miteraka izany moa dia tsy ahitàna azy ity afa tsy ato CEFERMAD irery ihany eto Madagasikara.

Maro ireo olona, mùalagasy na vahiny ihany koa efa nanao ity fomba hananan’anaka ity ary efa nahazo izany. Ankehitriny dia mihisy eo amin’ny 155 eo eo ny zaza efa teraka tamin’ny alalan’ny “fecondation in vitro”. Betsaka ireo maniry zaza nefa tsy afaka mahazo nefa ity fomba vaovao sy maoderina ity dia hahafahan’ireo vehivavy hanana taranaka na dia eo aza izay tsy fahafahan’ny vatany izay mitondra vohoka izay.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Is there much more precious to man than Health? (Socrates). This is what the Salon of Medicine and Happiness tries to meet by presenting all the modern and traditional benefits to be in shape and to be happy therefore to be able to enjoy life well.

During several days on the Parvis of the City Hall of Analakely, several professionals were displaying their know-how and their miracle products so that the human being can cure diseases or choose his lifestyle and food To stay eternally in better health.

Among the thousand and one ways to become happy, it is enough to become parents, but a certain number of our compatriots do not have this possibility and must resort to the in vitro fertilization which has become accessible for some years through Of the Fertility Center of Madagascar (CEFERMAD).

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97