SOLIDARITÉ :
8.000 FAMILLES AIDÉES À ANTANANARIVO

Avec l’arrivée de l’hiver à Madagascar, le couple présidentiel avec le parti politique HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara) viennent d’aider 8.000 familles défavorisées de la capitale Antananarivo en leur offrant un kit de vivres comprenant du riz, de l’huile et des haricots.

Conscient des difficultés rencontrées par les malgaches, le Président Hery Rajaonarimampianina accompagné des membres du Gouvernement Mahafaly et du Sénat a rappelé de sa ferme volonté de réduire la pauvreté dans le pays et a dénoncé les actes de certains opérateurs qui font augmenter artificiellement les prix des produits de première nécessité.

Depuis son accession aux hautes fonctions, même si des points positifs sont à mettre à son profit en terme de politique internationale il est incontestable que la majorité des malgaches ne profitent pas encore du fruit du développement et rencontre encore beaucoup de soucis pour vivre décemment sans parler de l’insécurité latente.

M.R.

#MALAGASY

Nanatanteraka hetsika fanampiana asa-tsosialy teto amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny faritra atsimondrano sy avaradrano ny Filoham-pirenena Atoa Hery Rajaonarimampianina sy Rtoa Vadiny Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina. Hetsika efa fanaon’ny filoham-pirenena sy Rtoa Vadiny moa izy ity ary tamin’ity indray mitoraka ity dia anjaran’Antananarivo indray no nahazo ity Fanampiana ity.

Vary mihisa 8.000 gony, Menaka 8.000 litatra sy tsaramaso amin’ny taonina no nozaraina tamin’ny olona mihisa 8.000 eo eo, ka olona sahirana 1.000 isaky ny boriboritany 6 eto Antananarivo sy 2.000 avy amin’ny faritra avaradrano sy atsimondrano no notolorana ireto fanampiana ireto. Hita ho tena faly dia faly moa ireto olona sahirana ireto notoloran’ny Filoham-pirenena ireto fanomezana ireto.
Anisan’ny tsy diso anjara tamin’izany ireo beantitra izay notoloran’ny filoha mivady sy ireo olo-manakaja tsirairay ny anjarany avy.Tety amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina no notanterahina ity fanomezana nataon’ny filoham-pirenena mivady ity.

Fa akoatra izay dia anisan’ny nanamarika ity lanonana ity ny fangatahan’ny Filoham-pirenena amin’ireo olo-manakaja rehetra, nanomboka tamin’i Rtoa Vadiny, ny praiminisitra lehiben’ny Governemanta, ka hatramin’ny solombavam-bahoaka, hitsangana mandra-pahavitan’ny kabariny. Ny antony moa dia nampiseho ny Filoham-pirenena fa mpiasam-bahoaka ireo olom-panjakana ambony ireo ary hiasa ho an’ny vahoaka.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

With the arrival of winter in Madagascar, the presidential couple with the political party HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara) have helped 8,000 disadvantaged families in the capital Antananarivo by offering them a kit of life including rice, Oil and beans.

Aware of the difficulties encountered by the Malagasy people, President Hery Rajaonarimampianina accompanied by members of the Mahafaly Government and the Senate recalled his firm determination to reduce poverty in the country and denounced the actions of certain operators who artificially increase the prices of products first need.

Since his accession to the high office, even if there are positive points to be gained in terms of international politics, it is indisputable that the majority of Malagasy do not yet benefit from the development and still encounters many worries to live decently without speaking Of latent insecurity.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97