TENDANCE :
L’ART DU TAPIS EN SISAL AVEC GASY RUG

En matière de décoration intérieure des maisons, l’entreprise Gasy Concept de Pascale Vétois et de Philippe Rahon ont marqué les esprits lors de la dernière Foire Internationale de Madagascar en remettant au goût du jour l’art de fabriquer des tapis mais avec du sisal en provenance de la Société Industrielle de Fort-Dauphin (SIFOR).

Avec leur créativité européenne, ils ont su apporter cette touche de modernité à un produit naturel cultivé sur nos terres qu’est le sisal. Ils ont formé aussi des malgaches dans leurs ateliers de fabrication pour donner cette dimension du respect d’un commerce équitable et d’actions sociales créatrices d’emploi.

Soulignons que chaque tapis est personnalisable avec des motifs tendances ou tropicaux et chaque œuvre est considéré comme un modèle unique qui sera numéroté afin de donner ce gage d’authenticité. Souhaitons à cette affaire un essor fulgurant au travers des cinq continents !

M.R.

#MALAGASY

Ny hetsika FIM na « Foire Internationale de Madagascar » farany teo no nahafahan’ireo orinasa avy tamin’ny firenena maro nampiseho ny fahaiza-manaony ka na ireo orinasa frantsay, na maorisianina, na komoriana na Malagasy ihany koa dia samy afaka naneho sy nampiseho izay fahaiza manaony izay.

Fa ny somary nanaitra ny maro dia ny fahitàna ity orinasa “Gasy Rug” izay eto Madagasikara ihany ary ny asa hataony; manao irony haingo-trano irony ka tady rofia no harafiny dia manome bika sy loko tena mahafinaritra tokoa .

Betsaka no liana ka anisan’ny nanjifa ireto taozavatra vita Malagasy ireto. Tsy vao izao ihany anefa no nandray anjara tamina hetsika iray ny orinasa “Gasy Rug” izay mpanamboatra itony haingotrano itony fa efa manao foana izy ireo isaky ny misy fahafahana mampiseho ity taozavatra Malagasy ity.

Nanazava moa Atoa Phillipe Rahon, filoha tale jeneralin’ity orinasa “Gasy Rug” ity fa manana toeram-pivarotana ihany koa izy ireo atsy amin’ny Nosy Maorisy satria hita fa tena tian’ny Vahiny tokoa ny taozavatra Malagasy toy itony.

Maniry hatrany moa izy mba hanamorana ny fahafahan’izy ireo mahazo ny akora entin’izy ireo manamboatra ireto haingotrano tsara tarehy ireto satria dia sarotsarotra ihany ny fomba hahazoana ny rofia noho izy ireo hatreto aloha mbola tsy afaka maka amin’ny taonina maro satria vao tsy ela no nisokatra ity orinasa “Gasy Rug” ity.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

In terms of interior decoration of houses, Pascale Vétois and Philippe Rahon’s Gasy Concept marked the spirits at the last International Fair of Madagascar by bringing to life the art of making carpets but with sisal in Origin of the Industrial Society of Fort-Dauphin (SIFOR).

With their European creativity, they have brought this touch of modernity to a natural product grown on our land that is sisal. They also trained Malagasy in their workshops to give this dimension of respect for fair trade and social actions that create jobs.

It should be noted that each carpet is customizable with trendy or tropical motifs and each work is considered a unique model that will be numbered in order to give this pledge of authenticity. Let us hope that this affair will flourish across the five continents!

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

GASY CONCEPT
Pascale Vétois & Philippe Rahon
101 Antananarivo
Tel Madagascar : +261 (0) 34 70 641 03
Email : gasy.concept @gmail.com
Siteweb : www.gasyrug.comFacebook

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97