DÉVELOPPEMENT :
LE TOURISME, UN FACTEUR DE CROISSANCE

La place du secteur touristique doit jouer un rôle primordial dans l’économie des pays Africains et Madagascar, c’est ce qui ressort du rapport de la Conférence des Nations Unies sur le Commerce et le Développement (CNUCED).

Pour pouvoir bénéficier de la croissance qui pourra provenir du tourisme et ainsi d’atteindre les objectifs de Développement Durable, il faudrait que notre continent réalise des transformations structurelles et adopte des politiques efficaces tout en respectant l’environnement et le patrimoine.

Actuellement, seuls 3 pays (Cabo Verde, les Seychelles et l’île Maurice) connaissent la manne touristique dans leur PIB (Produit Intérieur Brut) et tout le reste de l’Afrique sont assujettis à de nombreux conflits, à des crises sanitaires et à des instabilités politiques empêchant ainsi la venue des touristes.

Et pourtant, au lieu d’attendre la venue des touristes des pays riches en provenance d’Europe, de l’Asie ou des Amériques, il est aussi très intéressant de promouvoir le Tourisme Continental, Intrarégional dans le cadre des protocoles d’accords de la Communauté de Développement de l’Afrique Australe (SADC) et du Marché commun des Etats de l’Afrique de l’Est et de l’Afrique Australe (COMESA).

M.R.

#MALAGASY

Ny fizahantany dia tosika lehibe iray ho amin’ny fampandrosoana ny firenena iray. Betsaka ireo firenena izay nandroso tamin’ny alalan’ny fizahantany toy an’I Morisy atsy amin’ny ranomasim-be Indiana. Fa ankoatra ny fampidirana vola vahiny, ny fizahantany dia fomba iray ihany koa hampahafantarana ilay firenena eran’izao tontolo izao, ny kolontsainy, ny vahoakany, ny olana misy eo amin’ilay firenena, sns…

Madagasikara dia anisan’ny firenena tena be mpizahantany mitsidika noho ilay fananany harena voajanahary na anaty rano na ambonin’ny tany. Betsaka mantsy ireo zavatra tsy hita intsony nefa mbola ahitàna izany eto Madagasikara ka nahafahana nilazana fa nisy teto ambonin’ny tany ny toe javatra iray na biby iray, toy ny nahitàna ny taolana dinozaoro lehibe iray vao tsy ela akory tany avaratra Andrefan’ny Nosy iny antsoina hoe Razanandrongobe sakalavae, izay mpikaroka Frantsay sy italiana no nahita azy ity.

Tato anatin’ny taona vitsivitsy izay dia nampidi-bola betsaka ho an’ny firenena afrikana maro ny resaka fizahantany. Vola aminà miliara dolara isan-taona no nentiny ho an’ireo firenena afrikana maro. Sady nampidi-bola ho an’ilay firenena ny fizahantany no namorona asa ho an’ireo tsy an’asa ihany koa, ka anisan’izany I Madagasikara.

Tsikaritra ihany koa anefa fa tsy ireo mpizahantany eropeanina na amerikana ihany no liana amin’ny Nosy Malagasy fa tato ho ato izay dia hita fa ireo mpizahantany afrikana dia tonga mavitrika ihany koa mitsidika ny nosy Malagasy taorian’ny fahatongavan’ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Afrikana teto amintsika.

Nanatanteraka tatitra momba ny fizahantany aty Afrika ny firenena mikambana tamin’ny alalan’ny CNUCED ka nilazan’izy ireo fa tokony ezahina izay fomba rehetra mba ahafahan’ny resaka fizahantany mivelatra eto Afrika sy eto Madagasikara.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The role of the tourism sector must play a major role in the economies of African countries and Madagascar, as reflected in the report of the United Nations Conference on Trade and Development (UNCTAD).

In order to benefit from the growth that can come from tourism and thus achieve the objectives of Sustainable Development, our continent would have to carry out structural changes and adopt effective policies while respecting the environment and heritage.

Currently, only 3 countries (Cabo Verde, Seychelles and Mauritius) are experiencing the tourism boom in their GDP (gross domestic product) and the rest of Africa are subjected to numerous conflicts, health crises and Political instabilities preventing the arrival of tourists.

Yet, instead of waiting for the arrival of tourists from rich countries from Europe, Asia and the Americas, it is also very interesting to promote Continental, Intra-regional Tourism within the framework of the The Southern African Development Community (SADC) and the Common Market of Eastern and Southern African States (COMESA).

#DOCUMENT

Rapport CNUCED (Pdf – 2,7 Mo)
(c) CNUCED

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97