ZOOM :
LE YOGA POUR L’HARMONIE ET LA PAIX

La 3ème édition du « Yoga Day » a été célébrée à Madagascar par des séances de méditation collectives ainsi que par des Flash Mob de sensibilisation dans la capitale Antananarivo. Cette initiative de l’Ambassade de l’Inde a été suivie par de nombreux malgaches qui sont déjà très friands de tout ce qui à trait aux médecines naturelles.

Rappelons que la pratique régulière du Yoga permet de lier l’Harmonie de son corps à la Paix de son esprit ce qui est très important dans cette vie trépidante et stressante où l’on a pas beaucoup de temps pour s’occuper de soi et de sa famille.

Le yoga peut nous apporter cette forme de détente et de sérénité nécessaire à notre bien-être et à notre entourage dans la vie de tous les jours pour que notre société soit plus apaisée et où chacun soit conscient de son utilité et de sa place dans la communauté !

M.R.

#MALAGASY

Betsaka amin’ireo olona no tsy mahay ny hatao hoe « Yoga ». ity taranja ity moa dia ireo avy any amin-drizareo Indiana no nahita azy. Izy ireo no nahita ity taranja Yoga ity ary hita tokoa fa mitondra soa hoan’ny vatan’ny olombelona ny fanaovana azy.

Satria dia mitondra filaminan-tsaina, mitondra fahasalamana noho ny fikorinan’ny rà amin’ny vatana ara-dalàna tsara, tsy misy ny zavatra mihoatra (ohatra ny tavy diso tafahoatra na Cholesterol, na fivontosan’ny hozatra, sns…) fa indrindra indrindra ny filaminan-tsaina izay miteraka soa ho an’ny vatana iray manontolo, satria dia mitondra filaminana hoan’ilay olona avy hatrany izany ary ho an’ny manodidina azy ihany koa.

Amin’ity taona ity moa dia ny faha 21 Jiona 2017 no fankalazana manerantany ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Yoga ka rizareo Ambasady Indiana izay tarihin’ny masoivohony no mankalaza izany eto Madagaskara, ka ny Alahady faha 18 Jiona no nankalazana izany ary eny Soavimbahoaka no nanatanterahana izany.

Nisy moa ny fampisehoana ampahibe maso nataon’izy ireto teo Analakely, ny Asabotsy faha 17 Jiona, hanentanana ny olona hanao ity Yoga ity satria tena mitondra soa tokoa izy ity. Ary mba ho tonga hanatrika ity fampisehoana Yoga lehibe ity eny Soavombahoaka ny olona rehetra izay liana.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

The 3rd edition of « Yoga Day » was celebrated in Madagascar by collective meditation sessions as well as by Flash Mob sensitization in the capital Antananarivo. This initiative of the Embassy of India has been closely followed by many Malagasy who are already fond of everything related to natural medicines.

Recall that the regular practice of Yoga makes it possible to tie the Harmony of his body to the Peace of his mind which is very important in this hectic and stressful life where one does not have much time to take care of oneself and his family.

Yoga can bring us this form of relaxation and serenity necessary for our well-being and our surroundings in everyday life so that our society is more peaceful and where everyone is aware of its usefulness and place in the Community !

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview


(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97