WEB DIGITAL :
3 ÈME ÉDITION DU ZA’SEO

Depuis l’avènement de l’Internet Haut-Débit sur notre île, Madagascar a réussi à devenir un acteur majeur dans plusieurs domaines des nouvelles technologies et de ses applications.

Premièrement, plusieurs Centres d’Appels Off-Shore se sont installés depuis quelques années, des entreprises étrangères attirées par nos coûts salariaux faibles par rapport aux autres concurrents africains et maghrébins mais aussi la qualification et la maîtrise de la langue Française de nos compatriotes.

Puis, de nouveaux métiers se sont créés avec l’hégémonie des moteurs de recherche et la place des réseaux sociaux dans notre vie quotidienne. Des opportunités qui nous proposent de travailler à distance en tant que freelance ou dans une agence tout en étant confronté à la mondialisation.

Les initiateurs de cet évènement Za’Seo qui en est à sa 3ème édition, nous expliquent à travers des conférences de l’importance de ne pas rater ces innovations qui doivent participer au développement de notre pays.

M.R.

#MALAGASY

Ny fitiavana mizara fahalalana, fahaizana no nanosika ireo mpandraharaha hanao ny hetsika « Za’Seo ».Ity hetsika « Za Seo »andiany fahatelo ity moa dia mampiseho izay finiavana hizara izay.

Ity andiany fahatelo ity moa dia hampisehoana ny resaka internet izay efa tena miroborobo tokoa eto Madagasikara. Tsapa mantsy fa tato anatin’ny taona maro izay dia niha nivoatra hatrany ny fahalan’ny olona ny resaka tambazotra taorian’ny fahafahana manao « Facebook » malalaka.

Ny firoboroboan’ny teknolojia izay efa tena tsy ampoizina mihitsy ka tsy vitsy no efa afaka mahazo ny internet na dia amin’ny alalan’ny findainy fotsiny aza. Ambonin’izany moa ireo tolotra omen’ireo mpandraharaha amin’ny fifandraisana izay hahafahana mahazo malalaka ny internet.

Ny hetsika moa dia mifantoka tanteraka amin’ny resaka internet ka hita ao avokoa ny fomba famoronana site web, ny fampianarana mahakasika ny internet, ireo zava bitan’ny internet, sns…

Fa ankoatra izay, anisan’ny manamarika ity hetsika “Za Seo” ity ny fandraisana ireo olona mitady asa izay efa malaza be sy be mpanao eto Madagasikara ny asa fifandraisana amin’ny alalan’ny internet. Anisan’ny manao izay fandraisana mpiasa izany ary manana trano heva ao ny “Monte Cristo” izay efa kalaza amin’ny “Centre d’appel”. Ankoatra ny maha mpanohana offisialy ity hetsika ity ny Orange Madagascar dia manana ny tranohevany ihany koa izy hampisehoany amin’ny mpanjifa ny 4G d’Orange.

Andoniaina Valy

#ENGLISH

Since the advent of broadband Internet on our island, Madagascar has managed to become a major player in several areas of new technologies and applications.

First, several Off-Shore Call Centers have been established in recent years, foreign companies attracted by our low wage costs compared to other African and Maghreb competitors but also the qualification and the mastery of the French language of our compatriots.

Then, new professions were created with the hegemony of search engines and the place of social networks in our daily life. Opportunities that offer us to work from a distance as a freelancer or in an agency while being confronted with globalization.

The initiators of this Za’Seo event, which is in its 3rd edition, explain to us through conferences the importance of not missing these innovations that must participate in the development of our country.

#PHOTOS


(c) LCVM

#VIDÉOS

– Reportage

– Interview

(c) LCVM

#LOCALISATION

#CONTACT

ZA’SEO
Lot VV 201 Ter VA – Andohamandry
101 Antananarivo
Email : info @ za-seo.mg
Siteweb : www.za-seo.mg
Tel Madagascar : +261 (0) 34 12 548 64

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97