ZOOM :
17 MARS 2009 – COUP D’ÉTAT OU DÉMISSION ?

17 Mars 2009 -17 Mars 2017, cela fait déjà 8 ans que l’ancien Président Marc Ravalomanana démissionnait de son poste et donnait les pleins pouvoirs à un Directoire Militaire. C’était aussi à partir de cette période que le pays avait plongé dans une crise sans précédent qui avait duré 5 ans jusqu’en Janvier 2014 où l’ordre institutionnel était rétabli avec l’élection de Monsieur Hery Rajaonarimampianina.

C’est une date que les malgaches n’oublieront jamais avec plusieurs évènements terribles qui se sont déroulés allant de l’affrontement du 26 janvier 2009 à la tuerie du 7 février à Ambohitsirohitra en passant par l’évènement malheureux de l’Episcopat d’Antanimena pour aboutir à la naissance de la Haute Autorité de la Transition.

#MALAGASY

17 Mars 2009 -17 Mars 2017, 8 taona androany ny fametraha-pialana nataon’i Filoha Marc Ravalomanana ka nanomezany ny fahefana feno tamin’ny « Directoire Militaire ». Daty tsy azo hadinoina eo amin’ny tantaram-pirenena satria nanomboka teo ny krizy nahazo ny firenena izay tsy nifarana raha tsy 5 taona taty aoriana, fotoana nahafahana nanaovana fifidianana filoham-pirenena ka nahalany an’Atoa Hery Rajaonarimampianina.

Miraikitra ao an-tsain’ny Malagsy mantsy io daty io satria dia tebiteby sy tahotra no niainana tamin’izany fotoana izany. Andaniny ny fitondram-panjakana, ankilany ny miaramila sy Atoa Andry Nirina Rajoelina.

Valo taona aty aoriana, nanao ahoana ny fahatsiarovan’ny olona tsirairay izany fotoana izany, indrindra fa amin’izao fotoana hitondran’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina izao ?

Andoniaina Vally

#PHOTOS

#VIDÉO

#LOCALISATION

#CONTACTS

LE COEUR ET LA VOIX DE MADAGASCAR
TVMADA.COM – RADIOMADA.COM
BP. 3002
101 Antananarivo
Tel France : +33 (0) 7 82 96 12 35
Tel Madagascar : +261 (0) 34 93 281 97