22 juin 2022

ZOOM MÉTIER : SOINS DE MANUCURE DANS LA RUE A ANTANANARIVO

Par Razafindramanana Ma

La manucure et la pédicure est déjà une activité très courante à Madagascar. C’est en plein cœur de la capitale, à Analakely, que l’on trouve des faiseurs de manicure/pédicure que l’on pourrait qualifier d’ambulant car le lieu qu’ils utilisent pour exercer leurs métiers est un lieu public.

Ce qu’il y a d’intéressant c’est que tout ce qui exercent ce métier à Andohan’analakely sont des hommes. Ils viennent mettre leur créativité artistique au service des clientes qui viennent pour leur manucure ou pédicure.

Depuis 2009, ces hommes ont exercé ce métier et affiné leurs techniques pour perpétuer ce travail qu’aujourd’hui de plus en plus de jeune viennent apprendre et exercer. La différence entre eux et les salons de beauté c’est qu’ils essaient de compenser le manque de matériels par la qualité de l’œuvre. Lors des périodes de fêtes les clientes viennent faire la queue pour leur manucure ou pédicure.

De nos jours, l’activités de ces hommes ne se limite plus à la manucure ni la pédicure mais ils ajoutent de jours en jours de nouveau services tel que l’épilation des sourcils.

MALAGASY

Efa miroborobo amin’izao fotoana izao ny fanamboarana hoho na « manicure » amin’ny teny vahiny eto Madagasikara. Raha ny eto andrenivohitra no jerena dia maro tokoa ny mpanao azy ireny. Ao ny any anaty « salon de beauté » fa misy ihany koa anefa ireo manao azy eny amin’ny sisin’dalana toy ny varotra rehetra.

Anisany asa mahaliana ny fanamboarana hoho indrindra fa ny tovolahy izay manan-talenta amin’ny fanaovana izany etsy andohan’Analakely na ny hoho tanana io na ihany koa ny hoho tongotra.

Nanomboka tamin’ny taona 2009 no niroborobo teto Antananarivo ny fanaovana hoho an-tsisin-dalana, ary tovolahy avokoa no mpanao azy. Izay anisany mampiavaka ny asa sy ny kalitaony. Hany ka milahatra ny vehivavy na ny lehibe na ny tanora na ny ankizy anamboatra hoho eny Analakely. Ary samy afa-po avokoa ny amin’ny hatsaran’ny asa vitan’ireo tovolahy etsy andohan-Analakely.
Tsy nijanona teo amin’ny sehatry ny fanamboarana hoho ihany anefa izy ireo fa efa manao tarehy ihany koa anisan’izany ny fanaovana volo maso sy ny « extension cils ».

Razafindramanana Mahefa
Rakotoson Aro Ny Kanto
Andrianambinintsoa Quentin

CONTACT

034 02 085 68 / 032 41 085 68 / 033 89 655 68

PHOTOS

LOCALISATION